Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Desambra, 2023
Nosakanan'i Torkia ny fidirana amin'ireo mpamatsy VPN miisa 16
Milaza ireo manam-pahaizana fa ny tanjon'ny fandraràna dia ny hisakanana ny fidirana amin'ireo tranonkalam-baovao efa voasakana ao amin'ny firenena izay tsy azo nidirana afa-tsy tamin'ny fampiasana ny tolotra VPN.
Sehatra Krismasy naorin'ny fiangonana ao Betlehema anaty fatin-korontana
Nanapaka hevitra ny fiangonana iray ao Betlehema fa hankalaza amin'ny fomba hafa ny nahaterahan'i Kristy amin'ny fanehoana ny fijalian'ireo ankizy ao Gaza ao anatin'ny ady an-jambany amin'izao fotoana ataon'i Israely
Fahazarana tsara vintan'ireo ao Gaza hoe ?
Miezaka ny hatory aho na dia eo aza ny tabataban'ny zera baomba mahery vaika sy ireo tatitra amin'ny onjampeo. Miha-mavesatra hatrany ny masoko. Ary avy eo niafara tamin'ny tsy fahatsiarovako tena ka dia renoky ny tory aho nony farany.
Maneho ny fanohanany ny Palestiniana ny mpampianatra oniversite sy ny fiarahamonim-pirenena Filipiana
"Tohananay ireo rahalahy sy anabavy Palestiniana ao anatin'ny zony feno sy ao anaty fotokevitra ara-drariny ho amin'ny fandriampahalemana sy ny fizakan-tenany."