Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Mey, 2018
Famehezana ny Tontolon'ny Blaogy Poloney
"Fandresena kely, sy tsy maharitra ho an'ireo 'mpikatroka amin'ny 'click'' anefa raha araka ny Poland IP, izany no porofo toy ny fomba ara-drariny hanehoana hevitra sy hikarakarana ny fanoheran'ny vahoaka no fahitàn'ny vondrona mpitsikera ao Polonina ny aterineto."
Inona No Novakian'ireo Mpamaky Ny Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny 20-27 Mey 2018?
Nandritra ny herinandron'ny 21-27 Mey 2018, nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena 206 ny lahatsoratra sy ny fandikan-teny navoakanay. Isa 19 ao anatin'ny lisitra? Libanona. Ary faha-198? ny Nosy Faroe.
Noho ny faneren'ny mpitandro ny filaminana, “miantona amin'izao fotoana izao” ny Beirut Pride 2018
"Fantatra hatrany amin'ny fanajana ny fahasamihafana i Libanona sy ny filazana fa firenena tsimialonjafy ho an'ny olom-pirenena REHETRA, na dia eo aza ny fahasamihafana. "
Valopolo taona taty aoriana, mbola mifampitsara an-tendrony ny Jordaniana sy ny Palestiniana
Raha niteraka fahatsapana fandriampahalemana eo amin'ny vahoaka roa tonta ny fiaraha-miaina nandritra ny fotoana, dia tsy mbola misy ny firindrana tanteraka. Ny fanambadiana sy ny fanatanjahan-tena no roa amin'ireo sehatra izay mbola ahafahantsika mahita mazava kokoa ireo fihenjanana.
Netizen Report: Inona no iombonan'i Pakistan sy Rosia? Mandràra ny Telegram izy ireo.
Manome topimaso iraisam-pirenena momba ny fanamby, fandresena sy ny vaovao malaza momba ny zo aterineto manerantany ny Advox Netizen Report.
Iràka: “Tsy Misy Iraharahian'i Obama Antsika…”
« Tsy mila an'i Macyeen, ekena i Bahama ». Bahama ? Nanontany tena aho raha toa ka kandidà iray vaovao io fa izaho no tsy nandre… Nila segondra vitsivitsy aho vao tonga saina fa hay i Obama no tiany nolazaina, tpt
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...