· Novambra, 2014

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Novambra, 2014

Fonja Any Bahrain: Angano-nà Fampijaliana

Ny Tetezana - The Bridge  24 Novambra 2014

Taoran'ny fahafatesan'i Hasan Alshaikh noho ny fampijaliana azy, manome antsipirhany ny zavatra niainany manokana i Mohamed Hassan, mpanoratry ny Global Voices, tamin'ny fampijalian'ny manampahefana tao Bahrain azy.

Misokatra Indray Ny Toerana Masina Ao Jerosalema Taorian'ny Fikendrena Hamono Jiosy Mpikatroka Mafàna Fo, Henjankenjana Ny Raharaha

  05 Novambra 2014

Ilay famonoana nikendrena an'ilay Jiosy mafàna fo avy amin'ny elatra havanana sady mpitari-pivavahana, Raby Yehuda Glick, no voatondro ho "fiharatsiana saropady indrindra" eo amin'ny fifandraisan'ny Israeliana sy ny Palestiniana, nametraka ahiahy maro any amin'ny faritra momba ny hoe andàlan'ny hitsimbadika ho any amin'ny intifada (fitroarana) fahatelo ilay faritra