Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Septambra, 2007
Ny fandrakofan'ny Zanabolana an'i Afrika
Tsikaritry White African ny sarintanin’ny fandrakofan’ny zanabolana an’I Afrika: “Tao amin’ny Africa in the Acacia Atlas -2005 ity sarintany ity izay vokatry ny International Research Development Center (IDRC). Mahaliana dia...
Iran: ny mpibilaogy sy ny raharahan’ny « kadradraka ».
Herinandro lasa izay, namoaka sary ny gazety « The Columbus Dispatch » ao Chicago : mampiseho an’Iran ho toy ny lavaka feno kadradraka. Nahatonga ady hevitra mazamazana teo amin’ny mibilaogy...
Egypta: Inona moa ny antony anohanan’ny arabo an’i Bin Laden?
I Big Pharaoh ( Egypta) no manoratra ny antony hanohanan’ny arabo an’I Ben Laden eny fa na dia manao izay tratran'ny heriny hisamborana azy i Etazonia. Raha manontany tera-tany arabo ianao, na...