· Oktobra, 2018

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Oktobra, 2018

Avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana

  26 Oktobra 2018

Tezitra tamin'ny fanafihana ny Toerana masina Askariya ireo Silamo, indrindra fa ny Shitta, manamarika ny  ireo bilaogera Jordaniana, mampitaha ny fihetsika tsy misy dikany nataon'ireo Miozolomana manoloana ny tsy fahombiazan'ny sariitatra Danoà amin'ny apartheid (fanavakavaham-bolon-koditra) ankehitriny mahazo ny moske 1200 taona ny sasany tamin'izy ireo.

Fampahafantarana ny bilaogy ao Zaghouan, Tonizia

  26 Oktobra 2018

Tamin'ny fihaonan'ny bilaogera Toniziana isam-bolana, iray amin'ireo lohahevitra miseho hatrany ny hoe inona no azontsika atao mba hanapariahana bebe kokoa ny bilaogy any Tonizia ary hahazo olona maro manoratra sy mizara anaty aterineto.

Iran : Hafatry ny Taombaovao avy amin’i Barack Obama

  26 Oktobra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanomboka tamina hafatra nahagaga avy tamin’ny filoha Amerikana Barack Obama ny taom-baovao Iraniana tamin’ity taona ity (2009), niresaka ho an’ireo vahoaka Iraniana izy ary vao voalohany ho an’ireo mpitondra ao amin’ny Repoblika Islamika, izay niantsoany ho amin'ny fanombohana vaovao...

Fatwas sy voina tamin'ny fivahiniana masina..ao amin'ny bilaogy Maraokana

  25 Oktobra 2018

Tena mavitrika tokoa ny herinandro lasa teo tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Maraokana ary mitohy ny adihevitra mikasika ireo lohahevitra samihafa, ary tena mahaliana. Niresaka momba ny loza farany tamin'ny hajj, ankoatry ny lohahevitra hafa ireo bilaogera Maraokana. Niresaka momba ny Fatwa vao haingana ihany koa izy ireo.

Feo avy ao amin'ny Wiki

  24 Oktobra 2018

Ampahany amin'ny majikan'ny olombelona sy ny ara-teknika ahafahan'ny Global Voices miasa ny wiki velona, izay ahafahan'ny mpiserasera manerantany milaza amintsika momba ny bilaogy sy ny tranonkala tokony hodinihantsika, sy ahafahantsika miara-manova tahirin-kevitra toy ny ny Torolàlana ho an'ny bilaogy tsy mitonona anarana.