Tantara mikasika ny Zon'olombelona tamin'ny Desambra, 2018
Talen’ny fahitalavitra Alzeriana nitory ireo mpanao gazety tsy miankina ho manala baraka
"Fihetsika feno fitiavan-tanindrazana ny fiampangana ny kolikoly sy ny kiantranoantrano... mpisehatry ny fahamarinan-toerana isika, mikatsaka ny hitarihana ny firenena mankany amin’ny lalàna marina".
Masoarabo: Fihetsika mikomy sy fepetra ho an'ireo manampahaizana
Noho ny fahataperan'ny vanim-potoanan'ny fety ao amin'ny tontolon'ny Arabo, nanapa-kevitra ilay bilaogera Ejypsiana Kareem Amer fa hiova kely - nahatonga ny sasany amin'ireo mpamaky azy ho faly ary ny hafa tsy faly!
Sakanan'ny fitsarana Sri Lankey vonjimaika ho tsy mahazo miditra ny biraony ny praiminisitra Rajapaksa
Mbola mitohy ny tolona hahazoana amin'ny fomba ofisialy izay ho praiminisitra srilankey ka ny fivoarana farany dia ny fanapahan-kevitra tsy hahazoan'ny PM Rajapaksa miditra ny birao.
Zeorzia/Rosia: Mamahana Mpandroba Sy Mpitsoaponenana
Ry Zeorziana, ampy izay ny ady fanapariahambaovao. Tsiriho avy eny am-baravarankely, hita eto ireo sekoly garabola sy ireo sekoly hipoka mpitsoaponenana. Anatero izay mba azonareo omena izy ireo, ary avy eo mandehana any amin'ny masoivohon'i Rosia. [...]
Mitondra mankany amin'ny fandriampahalemana ao Meksika ve ny fanomezana ho an'ny tafika ny fifehezana ny filaminam-bahoaka ?
Raha miomana amin'ny faha-12 taona niadiana tamin'ny cartels [andian-jiolahy mpanondrana zavamahadomelina] i Meksika, dia nanolo-kevitra ny amin'ny hanomezana ho an'ny tafika ny filaminam-bahoaka ny filoha voafidy.
Masoarabo: Mahafatifaty ny vehivavy Ejypsiana
Fivarotan-tena, famorana ny vehivavy ary ny fiarahan'ny vavy samy vavy dia tsy zava-dratsy ferana ho an'ny vehivavy Ejypsiana, hoy ilay bilaogera Ejypsiana Tamr Heneh, tamin'ny taratasy misokatra ho an'ilay mpanolotra fandaharana, Dr Hala Sarhan.
Ahoana ny nanovan'ny manampahefana ao amin'ny seranam-piaramanidin'i Bangladesh ny fihetsiky ny vahoaka tamin'ny alalan'ny YouTube
Ñoho ny ezaka tamin'ny fampiasana ny YouTube sy Facebook, dia nahavita nampihena ny tahan'ny heloka bevava sy afa-nanampy ny mpandeha tao amin'ny seranam-piaramanidina lehibe indrindra ao Bangladesh ny manampahefana ao aminy.
Lahatsary: Mankalaza ny firodanan'ny rindrin'i Berlin izao tontolo izao
Androany ny fankalazana ny faha 20 taonan'ny firodanan'ny Rindrin'i Berlinthe, rafitra fiarovana izay nanasaraka an'i Berlin Atsinanana sy Andrefana any Alemaina. Androany isika dia mampiseho ny sasany amin'ireo lahatsary manerana izao tontolo izao izay nakarina ho fankalazana ity daty ity.
Miatrika famonjana noho ny tatitra momba ny fanorisorenana ara-nofo ilay mpampianatra Indoneziana
Nanery ny Biraon'ny Lehiben'ny Fampanoavana hampiato ny famonjana ny mpampianatra vehivavy iray izay niharan'ny fanorisorenana ara-nofo avy amin'ny lehibeny ny hatezeram-bahoaka.
Rosia: Politika Sy Fanakona-masoandro Tao Samara
Ny 1 Aogositra 2008, andron'ny fanakonana tanteraka ny masoandro, tao an-tananàn'i Samara i Oleg Klimov, ilay Rosiana mpaka sary fanao an-gazety mba hihaona amin'ireo solontenan'ny mpanohitra eo an-toerana.