Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara mikasika ny Sri Lanka

30 Jolay 2019

Periodismo de Barrio: Mitondra fiovàna ho an'ny Media Kiobàna

"Faly aho fa anananay ny olona misafidy ny hijanona an-tanindrazana fa tsy mandeha mandao ny firenena toy ny nataon-dry zareo tany aloha."

19 Mey 2019

Fanafihana Anti-silamo mitarika fifandirana sy miteraka tahotra eo amin'ireo Sri Lankey misaona

Ny 13 mey, trano teo amin'ny 500, fivarotana, masikiriny sy foibe ara-pivavahana hafa no simba, olona ray no maty ary folo hafa no naratra mafy. Nametraka ny tsy fahafahana mivezivezy amin'ny alina  manerana ny firenena hatramin'ny 14 may maraina ny manampahefana, tao anatin'ny tahotry ny fiparitahan'ny fanafihana .

06 Mey 2019

Azia atsimo: Mihaino bilaogy

Azia atsimo, mihaino bilaogy

04 Mey 2019

Manomboka ao Dhaka ny fihaonambe SAARC faha-13

Nanomboka ao Dhaka, renivohitr'i Bangladesh ny andro nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy ny fihaonambe faha-13 ho an'ny Fikambanana Fiarahamiasa Ara-paritra ho an'ny firenena fito Aziatika Tatsimo (SAARC) ahitana an'i Bangladesh, Bhutan, India, Maldiva, Nepal, Pakistan ary Sri Lanka.

03 Mey 2019

Saina fotsy: Misaona ny Sri Lankey

Namono olona an-jatony nivavaka tamin'ny Alahadin'ny Paska 21 aprily 2019 tany Sri Lanka ny andiana daroba baomba voaomana. Anisan'ireo toerana enina voadaroka baomba ny fiangonana telo: ny fiangonana St. Anthony ao Kotahena, St. Sebastian ao Katuwapitiya ary ny Fiangonana Ziona ao Batticaloa. Nangonina iray andro taorian'ny fanafihana ny sary sy...

02 Mey 2019

Azia Atsimo: Avy amin'ny tontolon'ny bilaogy

Manana rohy mankany amin'ny tafatafan'ny Voice of America tamin'ny Dr. Chanchal Khan, mpanolo-tsaina ao amin'ny Bankin'ny Fampandrosoana Aziatika izay miompana amin'ny olana momba ny fampandrosoana sy ny fampihorohoroana ara-polotika i Imtiaz. Manana lahatsoratra momba ny fihainon-dresaka amin'ny finday momba ny zon'olombelona ao amin'ny bilaoginy i Rezwan.

22 Avrily 2019

Daroka baomba tamin'ny fiangonana sy hotely maro niteraka horohoro tao Sri Lanka

Anjatony ny maty sy maratra tamin'ilay andiam-pipoahana baomba tsara omana tao Sri Lanka. Nambaran'ny governemanta ny hametrahana fanaronan'afo mandritra ny 12 ora ary notapahina ny media sosialy.

20 Febroary 2019

150 taonan'ny Ceylon Tea: Andro iray amin'ny fiainan'ny mpiasan'ny fambolena

Tsy ampy velively ny karaman'ny mpiasan'ny fambolena hisahanana ny fandanian'ny fianakaviana, ka voatery ny maro miala na mitady asa any an-kafa

05 Desambra 2018

Sakanan'ny fitsarana Sri Lankey vonjimaika ho tsy mahazo miditra ny biraony ny praiminisitra Rajapaksa

Mbola mitohy ny tolona hahazoana amin'ny fomba ofisialy izay ho praiminisitra srilankey ka ny fivoarana farany dia ny fanapahan-kevitra tsy hahazoan'ny PM Rajapaksa miditra ny birao.

29 Novambra 2018

Bilaogera Aziatika Atsimo miresaka momba ny loka Nobel-n'ny fandriampahalemana azon'i Obama

Ny Filohan'i Etazonia Barack Obama nahazo ny loka Nobel lehibe ho an'ny fandriampahalemana androany. Araka ny filazan'ny komitin'ny Nobel, nahazo izany izy noho ny "ezaka niavaka nataony hanamafisana ny diplaomasia iraisam-pirenena sy ny fiaraha-miasa eo amin'ny vahoaka".