Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Janoary, 2024
Valibontan'ny Britanika mpanao gazety Myriam Francois manoloana ny fandarohana baomba ny Houthi sy ny adin'ny Ranomasina Mena
Nanakiana mafy ny hevitra “adala” nandaroka baomba ny Houthis tokony ho natao alohaloha kokoa noho ny antony ara-toekarena tao amin'ny fandaharan'ny Sky News i Myriam Francois, britanika malaza mpanao gazety sady mpanangona tahirin-kevitra.
Tiorka mpanamory sambon-danitra voalohany nisidina an'habakabaka
Amin'ny fotoana izay andiavan'ny firenena ny krizin'ny vidim-piainana, ny fiakaran'ny vidin'entana sy ny fitotonganan'ny volan'ny firenena, dia nampametra-panontaniana ireo sasany ny amin'ny fanapahan-kevitry ny governemanta handefa an'i Gezeravci ho eny an'habakabaka.
Mikiry hatrany ireo mpanao adisisika ho an'ny zon'ireo mpiasa mpila ravinahitra na eo aza ny fandrahonana ataon'ireo manampahefana ao Thailandy sy Kambôdza
"Hoy aho, azonareo bahanana ny pasipaoroko raha heverinareo fa tena manao zavatra tsy mety aho. Tsy matahotra aho."
Tany Azerbaijana, tanàna iray manontolo no navela ho an'ny vinantolahin'ny Filoha
Fianakaviana folo no voatery tsy maintsy mandao ny tanin'ny razambeny mba hahafahan'ny vinatolahin'ny Filohan'i Azerbaijana, Ilham Aliyev, hanorina toeram-pambolena iray. Vatsian'ny volam-panjakana ny ampahany betsaka amin'ilay tetikasa.
Ny haify tôgôley omem-boninahitra ao Togo sy Afrika
Natao an-jorom-bala nandritra ny fotoana ela nanoloana ny haify (na hainahandro) tandrefana, vitan'ireo manampahefana tôgôley ihany ny nahatakatra hoe tsy maintsy atao lohalaharana ireo haify avy eo an-toerana