Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Janoary, 2018
Fankalazana Ny Faha 60 Taonan'ny Sultan Tao Brunei
Manana lahatsoratra momba izany i Nonnie ao amin'ny bilaoginy Garden Spirit izay miresaka momba an'i Bandar Seri Begawan, renivohitr'i Brunei nandritra ny andro fankalazana .
Ahoana Ny Hoavin'ny ‘Kilelo Wikipedia’ Ao Amin'ny Vola Vaovaon'i Kazakhstan?
Manitrikitrika i Marcel Burkhard, Soisa mpakasary iray, fa dika petaka tamin'ny sary nalainy efa folo taona mahery izay ny sarimborondrano kilelo hita amin'ny vola taratasy 500 tenge ($1,50) vaovao Kazakh, saingy tsipahin'ny manampahefana ny fisian'ny fanitsakitsahana ny copyright.
Slovakia: Ilay Saribao Tsy Nirehitra
Indray takariva, nijanona teo anoloan'ny trano sady fivarotan'I Anna Pitáková ny kamiao vahiny iray nitondra saribao avy any Polonina.
Toby Fitrandrahana Volamena Mandrahona Ny Fambolen'ny Vondrom-piarahamonina Ao Makedonia
Nanome fifanarahana fitrandrahana harena an-kibon'ny tany ao ambonin'ny loharano izahay mba handavaka volamena vitsivitsy tsy misy dikany. Nisy olona nanapa-kevitra ny hanapoizina anay amin'ny asidra arsenika, sôlfôrika sy sianida.
Fitepon'ny Tontolon'ny Bilaogy Saodiàna
Lohahevitra maro samihafa sy mahaliana no voaresaka tanatin'ny tontolon'ny bilaogy Saodiana tamin'ny herinandron'ny 20/02, ka ndeha ary hatomboka avy hatrany ny fitetezana.
Nikaragoà: Maneho Hevitra Momba Ny Fampandrosoana Ambanivohitra Amin'ny Alàlan'ny Lahatsary Ny tantsaha
Manome ny tantsaha any amin'ny vondrom-piarahamonina ambanivohitra ny fahafahana miteny amin'ny alàlan'ny lahatsary milaza ny ahiahiny, ny tetikasany, ny faniriany ary ny heviny ny tetikasa Alzar las Voces (Ampiakaro ny Feo) any Nikaragoà.
Etazonia: Teratany Cherokee Miady Ho An'ny Dongontany Masina
Miady amin'ny fanamboarana fototra ho an'ny herinaratra ny teratany Amerikanina Cherokee, lazainy fa manenligenlina ny traikefa ara-panahy ao Kituwah, dongontany masina izay sarobidy toy ny "Tanànareny"
Mifaninana Hahazo Mpandeha Ny Taksy Mavo Ao Amman Rehefa Tonga Ny Uber Sy Ny Careem
Tena misy ny ady ho an'ny mpandeha ho an'ny mpamily taksy mavo . Raha tsy nisy afa-tsy izy ireo no safidy tamin'ny fitateram-bahoaka tsy miankina hatramin'izay dia tototry ny fifaninanana vaovao izy ireo ankehitriny.
Feo Avy Ao Azia Atsimo
Inona no malaza ao amin'ny bilaogy 2006 avy ao Azia Atsimo
Nepal: Tabataba Manoloana Ny Grevy Fanakatonana Aterineto
Nisy fiantraikany ho an'ireo bilaogera ny fanapahan-kevitry ny Fikambanan'ny Mpanome Tolotra Aterineto tao Nepal (ISPAN) tamin'ny fanakatonana ny tolotra aterineto nandritra ny adiny roa ny maraina sy ny hariva.