Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Desambra, 2016
Manakoako Maneran-tany Ny Fanoheran'ny Amerindiana Ny Fantson-Drano Lehibe Ao Standing Rock
"Mahereza hatrany. Mahatanjaha. Ary manana havana mijoro miaraka aminareo ianareo manerana izao tontolo izao".
Qurutob-n'i Tajikistan: ‘Sakafo Ho An'ny Mahantra'?
" Ny fiakaran'ny qurutobkhonas dia midika ho fanindrian'ny kolontsaina avy any ambanivohitra ny kolontsaina an-drenivohitra ary araka izany dia mariky ny fijotsoana izany."
Dôsie Tafaporitsaka Mampiseho Fa Sary Miboridana No Takalon'ny Vola Indramin'ny Tovovavy Ao Shina
Mety hoe hafahafa izany maka sary miboridana ho takalon'ny vola nindramina izany, saingy mpitranga ao Shina tokoa izany.
Niova Hevitra Momba Ny Fanerena Ny Google Ny Mpandrindra Ny Fampahalalam-baovao Rosiana

Ora maro taorian'ny nitateran'ny fampahalalam-baovao fa namoaka toromarika ny sampan-draharaham-panjakana mpandrindra ny fampahalalam-baovao, Roskomnadzor, hanerena ny Google hisoratra anarana indray ao Rosia na ho voasazy, dia niova hevitra ny solontenan'ny sampan-draharaha, nilaza tamin'ny roem.ru fa nandiso vaovao ny Izvestiya, gazety namoaka ny vaovao.
Fitsarana ao Vietnam: Manohana Ny Didim-pitsarana Fampidirana Am-ponja Ny Mpikatroka Mpiaro Ny Zo Amin'ny Tany
"Tokony hovain'ny governemanta Vietnamiana haingana ny lalàna momba ny tany sy ireo dingana mampahory mba hiarovana ny zon'ny tantsaha."
Manararaotra ireo Tahiry Manokana Ary Manamafy Ny Fisarahana Isan-tsaranga Ao Sina ilay Fampiasa Vaovao-n'ny Alipay, Hoy Ny Mpitsikera
''Na dia mila manitatra ny raharahany ara-barotra ety anaty tambajotra sosialy aza ilay orinasa, tokony mampiasa fomba tsaratsara kokoa izy nfa tsy zavatra mahamenatra toy izany.''
Mandrehitra Adihevitra ao Aostralia ny Fiantsoana Hetra Ho an'ny Siramamy Amin'ny Fanjakan'i Nanny
''Raha hihevitra hetran-tsiramamy ihany, mety hahasoa kokoa raha nisy famatsiana voankazo sy legioma vaovao ho an'ny olona kely fidiram-bola sy ireo mpisotro ronono''
Manamafy Ny Fotodrafitrasany Amin'ny Teknolojia i Rosia, Manapaka Ny Fifandraisana Miaraka Amin'ireo Orinasa Amerikana

Satria mihamafy ny ahiahy momba ny mahatafiditra an'i Kremlin amin'ireo fanafihana amin'ny Aterineto atao amin'ny Tandrefana, ataon'i Maosko lasibatra ny Microsoft, Oracle ary IBM. Ho endrika fanehoana ve ireo ezaka ireo sa tetikady?