Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Jolay, 2019
Fiainana any Panghsang, tetezan-tany Shinoa any amin'ny faritr'i Wa any Myanmar
Na dia eo aza ny toerany misy azy anaty sisintanin'i Myanmar dia mety hihevitra ianao fa any Shina rehefa mandehandeha mitsangatsangana manodidina ny tanàna .
Manao Antoka Ny Hoaviny i Japàna, Tiany Kokoa Ny Fandrosoana Miohatra amin'ny Tontolo Iainana

"Mety hilaza ny olona iray hoe ny fampidirana ny resaka tafika tao Japàna tany amin'ny fiandohan'ny vanimpotoana Showa no nanefy tsotra izao ny fahafoizantena nirehidrehitra ho amin'ireo fotokevitra momba ny firoboroboana ara-toekarena."