· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Mey, 2008

Nikaragoa : Fanaraha-maso akaiky ny tetikasam-panjakana mivoy “fampindramam-bola madinika”

  29 Mey 2008

Nandritra ny fandaharana “Esta Semana” [Ity herinandro ity] izay fandaharana fampahalalam-baovao maharitra 60 minitra mpandeha amin'ny fahitalavitra any Nikaragoa, nisy tatitra sy fanadihadiana ny mikasika ny fomba fanao manodidina ny Usura Cero (zanabola aotra) izay tetikasam-panjakana mivoy “fampindramam-bola kely” hoan'ireo vehivavy izay mpandraharaha “madinika”. Naren Mayorga no mamintina ao amin'ny...

Nizeria/Afrika Atsimo : Nizeria miatrika an'i Afrika Atsimo

  26 Mey 2008

Nanjaboy avy any Nizeria, no mizara izay fomba fijeriny ny izao krizy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any Afrika Atsimo izao : Lest we have forgotten, Nigerians economy now harbors the best of their businesses. For goodness sake, the lists of Nigerian-based multinational companies wholly owed or controlled by South Africa...

Afrika : Nokia sy ireo tany andalam-pandrosoana

  19 Mey 2008

White African [Afrikana fotsy] no manamarika fa Nokia dia mitrandraka tolotra manokana tandrify an'i Afrika : There is a reason that Africans, by and large, love Nokia and there’s a reason that the brand has made such an impact in that part of the world. While most companies around the...

Nizeria : Antso hanaovana ankivy ny British Airways

  19 Mey 2008

Thy Glory O Nigeria..! [Izato Lazanao ry Nizeria..!] no manapariaka ny antso hanaovana ankivy ny British Airways hoan'ireo Nizeriana mpiray tanindrazana aminy : Boycott British Airways. We can do with one “less” airline. Nigerians are very respectful and hardworking people and they deserve to be respected. British Airways does not...

Maraoka : hatezerana sy alahelo noho ny orinasa izay nirehitra

  13 Mey 2008

Nisiana haintrano mahatsiravina roa tao an-drenivohitry ny toe-karena maraokana, Casablanca, tamin’ny faran’ity herinandro ity ka ny iray tao amin’ny orinasa mpanao kidoro ary ny faharoa kosa tao amina orinasa fanaovan-damba iray. Ampolony ny olona maty nandritra izany haintrano izany noho ny nanidian’ny mpampiasa ny toeram-piasana (avy any ivelany). Mitafatafa amin’alahelo sy fahatezerana noho io toe-javatra mahonena io no tontolom-bolongana Maraokana.

Cap Vert: momba ny vola Euro ho vola fampiasa any an-toerana

  10 Mey 2008

Mandanjalanja ny hevitry ny mpanohana sy ny mpanohitra amin'ny fanaovana ny Euro ho vola manankery miasa any Cap Vert i Virgílio Brandão [pt]. “Tsy maintsy heverin'ny firenena ny ho endrikendriky ny vahaolana teraka avy amin'ny fanapahan-kevitra noraisina ary ny tombony no tokony ho betsaka fa tsy ny fahasarotana. Dia ho...

Tajikistan: Herinaratra ho takalon'ny karama

  09 Mey 2008

Ny ben’ny tanànan’i Dushanbe sy Filohan’ny Chambre Supérieure-n’ny Parlemanta Tajik Mamadsaid Ubaidulloev dia nandroso tolo-kevitra hafahafa mba hanangonana vola hanorenana ny toby mpamokatra herinaratra ahodin-drano ao Rogan – iray amin’ireo tetikasa lehibe indrindra momba ny angovo any Tadjikistan. Nokajiany daholo ny karaman’ireo mponina ao Dushanbe ka namoahany tsoa-kevitra fa raha...

Kiobà : Mampiasa solosaina ve ?

  08 Mey 2008

Cuba-Blog no mitatitra fa manomboka ny fivarotana solosaina amin'ny olon-tsotra any Kiobà : The recently-promised computers have now gone on sale in Havana — and surprisingly, many people are purchasing them. They still cannot access the internet, and need special permission to get an e-mail account […] The goods are...

Zimbaboe : Lelavola taratasy vaovao … hafa indray !

  07 Mey 2008

Kogy no mitatitra ao amin'ny My Zimbabwe today [ny Zimbaboeko anio] fa raha izy manokana dia tsy maharaka intsony izay isan'ny karazana lelavola taratasy samihafa miasa any Zimbaboe : Anyone knows how many bank notes we now have in Zimbabwe? I have lost count the monetary situation has gone bananas...

Zimbaboe : Zava-misy amin'ny andro fandraisan-karama

  06 Mey 2008

Bulawayo no mitatitra ao amin'ny blaogy This is Zimbabwe momba ny zava-misy amin'ny andro fandraisan-karama any Zimbaboe : Today is pay day. I received a gross wage of just under $860 million. I also received benefits being $400 million dollars as a transport allowance and $67 million as a housing...