Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Janoary, 2008
Bangladesh: Cinema, politika, fahasalamana, saripika ary tantaram-pirenena
Lahatsary: Miezaka mamoaka lahatsary mendrika azon’ny mpianakavy Bangladeshi jerena miaraka ny orinasa Bangladeshi mpamokatra izay antsoina amin’ny anaram-bositra hoe Dhallywood. Saingy noho ny hatsaran’ny sary mivoaka avy any Hollywood sy...
Roandà : Fahatongavan'ny orinasa mpikirakira vola avy any Dobay
Fodé-Moussa Keita no mitatitra ao amin'ny Addax ny fikasan'ny orinasa mpikirakira vola avy any Dobay ny hampiasa vola mitetina 230 tapitrisa Dôlara [$] anivon'ny orinasan'ny fizahantany sy serasera any Roandà...
Senegaly : Ny pôlitika momba ny fandiovana an'i Dakar
Senablog no manolotra izay fiheviny mikasika ny andrana farany izay nataon'ny governemanta Senegaley mba hanadiovana ireo araben'i Dakar amin'ny mpivarotra an-tselika [izay niteraka hetsika fanoherana goavana tamin'ny 21 Novambra 2007]...
Tadzikistana : Tsy ho ela intsony dia “hangotraka” ny tsy fahampian'ny tolotra angovo
Vadim no mitatitra fa manomboka amin'ny voaloamboalohan'ny volana Febroary io dia hitombo ireo olana ara-herin'aratra any Tadzikistana : I know from people who read this article that water in Nurek...
Iran: Mifanao bizina amin'i Syria sy Iran i Etazonia
Indro omen'i Ali Mostofi ao amin'ny Iranian.com blog antsika ny rohy amina lahatsoratra iray mikasika ny fifampiraharahana ara-barotra misy eo amin'i Etazonia sy Iran ary Syria.Ampian'ny mpamaham-bolongana moa fa raha nitodika tao...
Iran: ivelan'ny Oniversite izay Bahai
Shahrahsolh (midika hoe lalambe mankany amin'ny fiadanana), mpamaham-bolongana manaraka fivavahana Bahai, no manoratra fa[Fa] tsy avelan'ny governemanta hianatra any amin'ny Oniversite izay mpianatra Bahai rehetra any Iran. Ampian'ny mpamaham-bolongana aza moa...
Zimbaboe: Vola mety lany daty
Zavatra mampihomehy mampalahelo no hitan'i Aaron avy any Sodana ka zarainy amintsika ary izy io dia momba ny krizin'ny vola mitranga any Zimbabwe: “Tsy afa-milaza aho tsy mbola nisy toy izay...
Kioba : Fifidianana sy ethanol
Manorotoro ny fomba fifidianana ny mpikambana parlemanta Kiobana i Child of the Revolution (Zanaky ny Revolisiona) ary indro kosa ny nampitain’i The Cuban Triangle mikasika ny “fiaraha-miasa ara-toe-karena eo amin’ny...
Kenya : Avy amin'ny ODM ka hatrany an-danitra
Bankele no manoratra ao amin'ny “avy amin'ny ODM ka hatrany an-danitra” : If ODM’s goal is to grind the country to a halt, it may take a while. With tax...
Bolivia: Coca amidy ao amin'ny tsenan'ny Villa Fatima
Tany La Paz, Bolivia, no nahitan'i Ruxandra Guidi raha nitsidika ny tsenan'i Villa Fátima izy fa ao amidy malalaka ny coca. Tao amin'ny Untold Stories avy amin'ny Foibe Pulitzer momba ny...