Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Jona, 2008
Afrika : Moa ve efa miasa any Afrika ny seraseram-bola PayPal ?
Collins Mbalo no manontany ao amin'ny A Nairobian perspective ! [fomba fijerin'ny mponin'i Nairobi iray] raha “efa miasa any Afrika ny seraseram-bola PayPal ?” fampiasa amin'ny Aterineto : I believe that...
Kenya : Fanampim-baovao avy ami'ny fanampiana olona amin'ny aterineto
Fanampim-baovao avy amin'ny mpiasa an-tsitra-po ao amin'ny AVIF any Kenya : Vaovao tapatapany avy aty amin'ny Mercy Home hampahafantarana anareo mikasika ny fitsidihana ataonay, ary mba hanehoana fa nanampy sy...
Nizeria : Tsy nitsetsitra izay haren'i Nizeria izany i Abacha
Grandiose Parlor [Malama vava] no manontany tena raha nitsetsitra izay haren'i Nizeria i Abacha ? [filoham-pirenena taloha] : How I wish I wielded some supernatural power! How I would have...
Borkina Fasô : Fanafody amidy eny an'arabe
QuophyBlogeur no mitatitra mikasika ny loza vokatr'ireo fanafody amidy eny an'arabe any Borkina Fasô : Malgré une Centrale d’achat des médicaments essentiels génériques et des consommables médicaux (Cameg) qui fait...
Japana: Ny lazan'ny tolotra Q&A
Voka-pikarohan’ny NetRatings Japan, Inc. [ja] nivoaka ny 23 May ary nivoaka tao amin’ny japan.internet.com [ja] no namoaka fironana vitsivitsy nanaitra [ja] nalaina avy amin’ireo mpampiasa aterineto Japoney. Tanatin’izany rehetra izany,...
Cap Vert : Labiera mora vidy kokoa nohon'ny solika
Pedrabika zendana amin'ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin'ny solika any Cap Vert : 200$00 de gasolina é só isso?! Até cerveja tá mais barata. Desse jeito vamos ter que andar mais...
Zimbaboe : Ny x1000 sy ny x1'000'000
Noktula no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe izay dikan'ny x1000 sy ny x1'000'000 any Zimbaboe : “x1000 and x1,000,000 everyone in Zim will know what this means. It appears on signs...
Sômalia : Famonjena an'i Sômalia
Rob Crilly mpanao gazety mahaleotena, fotsy hoditra izay monina any Nairobi, any Kenya, no mitatitra mikasika an'i Afrika hoan'ireo gazety fanta-daza miteny anglisy maro [The Times, The Irish Times, The...