Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Avrily, 2008
Mozambika : Ireo tsy an'asa sy ny andraikitry ny governemanta
Basilio Muhate no manapariaka izay feheviny izay fototry ny maha-avo ny tahan'ireo tsy an'asa sy izay andraikitry ny governemanta manoloana izany any Mozambika : A Burocracia também é a causa...
Guyana : Vidin'ny vary
Rice is the new pearl, “Ny vary no perla vaovao” araky ny nambaran'i Guyana-Gyal raha manomboka hita ny vokadratsin'ny fidangan'ny vidin-tsakafo.
Barbada: tafiotran-toe-karena
“Tsy isalasalana fa ny fiakaran'ny vidin-javatra no hibahan-toerana mandritra ny herinandro vitsivitsy sy ho am-bolana vitsivitsy ho avy io manerana ny firenena,” hoy i Barbados Underground, (Barbada ambanin'ny tany) raha...
Barbada, Jamaïka : Momba ireo fitaovam-piadiana
Bajan Global Report sy ny Jamaïkana Geoffrey Philp dia samy mitatitra momba ny fivarotana fitaovam-piadiana Shinoa any Zimbaboe. Geoffrey Philp's mampahatsiahy ny fifandraisan'ny mpihira fanta-daza Bob Marley sy Zimbaboe : Twenty-eight years...
Shina : Kendrena atao ankivy ny Carrefour
Carrefour, ilay mpaninjara goavana frantsay indray no vao tafiditra ho ao anatin’ny lisitra maintin’ny mpiserasera tia tanindrazana any Shina. Niakatra avo dia avo ny fandefasan-kafatra am-pinday ho amin’ny fanaovana ankivy,...
Zimbaboe : Iza no maniry ho filohan'ity firenena ity ?
Township Vibes no manontany ao amin'ny blaogy My Zimbabwe Today ireo izay maniry ho filohan'ny Zimbaboe : Today the Zimbabwean dollar is trading at $200 million to £1. Yes that's true,...
Shina: Ny Carrefour no mahazo vahana
Mananihany i Huge fa ny Carrefour ihany no mahazo vahana amin'ity fitadiavana ankivy ity [zh]. 1. dokambarotra tsy andoavambola; 2. Fantatry ny maro teo no ho eo fa hay marika...
Zimbaboe : Samià mihìra mafy ireo hiram-pahaleovantenany
Bev Clark no manapariaka ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net ny hafatra napetraky Arthur Mutambara hoan'ny Fankalazana ny Fetin'ny Fahaleovantena any Zimbaboe : Actions: Create your own ways of taking back Independence...
Egypta:Ataovy ankivy izao tontolo izao
Ny olona eran'izao tontolo izao dia mampiasa ny fanerena ara-toe-karena mba hanoherana fanapahan-kevitra politika amin'ny alalan'ny fiantsoana fanaovana ankivy ny vokatra avy amin'ny firenena voafaritra mazava. Miaraka amina firenena maro...
Korea: Tsy fahampian’ny vary fahiny sy ankehitriny
Hita ombieny ombieny ity resaka olana ara-bary ity. Nisy hetsika mafimafy ihany natao teto Korea ho fanoherana ny fanokàfana ny tsenan’ny vary amin’ny firenena hafa. Mpikirakira aterineto iray nandray anjara...