Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Novambra, 2008
Senegaly: Mpanefoefo te-hamorona asa vaovao an'arivony
Indro mijoro eo anilan'ny filoha Wade ao amin'ny lapam-panjakana ilay mpandraharaha Senegaly sady Filoha Tale Jeneralin'ny vondrom-barotra Bara Mboup (CCbm), Atoa Serigne Mboup, nilaza ny tsiri-keviny omaly hampiasa vola mahatratra...
Madagasikara: Nanakorotantsaina ny fifanarahan-tany tamin'ny Koerana tatsimo.
Raha inoana ny nolazain'ny Financial Times dia hanofa ny atsasaky ny tany azo volena eto Madagasikara ny Koreana Tatsimo. Niteraka adihevitra teo amin'ny tontolom-bolongana malagasy mikasika ny fiandrianam-pirenena sy ny fampandrosoana ara-toe-karena izany. Mbola tsy mazava moa hatramin'izao hoe efa nosoniavin'ny roa tonta ve ny fifanarahana? Na izany aza dia efa ifandresen-dahatra eo amin'ny mpamaham-bolongana raha azo heverina ho karazana "fanjanahantany vaovao" izao fifanarahana izao.
Shina: Raharaha maizina vaovao mikasika ny Baidu
Notaterin'ny CCTV ary fa nanaiky nandray vola avy tamina orinasa mpanao fanafody tsy ara-dalàna mba hametrahana ny rohy mikasika azy ho voalohan-daharana rehefa manao fikarohana amin'ny aterineto ny Baidu, izay...
Madagasikara: Varojanaka ho vadin'olona, trangam-pahantrana lalina
Adikan-dRakotomalala Lova ho antsika ny lazain'ny tontolom-bolongana malagasy milaza hoe hatraiza moa ny zavatra vitan'ny olona rehefa ianjadian'ny fahantrana izy.