Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Janoary, 2009
Asia Atsimo-Atsinanana: Fifanolanan-kevitra sy voina teo amin’ny taona 2008.
Tamin’ny fampisehoana farany teo (Southeast Asia: Newsmakers of 2008)” no nanoratako ny momba ireo zava-nitranga manandanja lehibe indrindra izay niseho tao Asia atsimo-atsinanana. Amin’ity lahatsoratra ity kosa no hanasongadianako tantara...
Fankalazana ny faha205 taona ny fahaleovantenan'i Haiti
Taorian'ny voina izay nandravarava tamin'ny 2008, dia teo ho eo ihany ny fankalazan'ny vahoaka Haitiana ny fanombohan'ny taona 2009 – satria ankoatra ny maha fanombohan'ny taona azy eto Haiti, dia...