Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Novambra, 2010
Fiji: Inona no tian'ny fanjakana atao amin'ny Rano FIJI?
Marika iray anisan'ny manankarena indrinda manerantany ny Rano Fiji, zava-pisotro lafo anaty tavoahangy. Mila ny sombontsombin'izany ve ny fitondrana miaramila Fijiana?
Kazakhstan: Resaka fitantanam-pitondrana
Tsy mitsahatra ny miady hevitra amin'ny lohahavitra tiany indrindra ny mpitoraka bilaogy Kazakh – ny kalitaon'ny fitondram-bahoaka. Mametram-panontaniana mikasika ny fahaiza-manaon'ireo mpitondra ambony i Megakhuimyak ary miteny fa matetika dia tsy mbola manan-danja noho ny “raharaham-pianakaviana” izany. Mbola olana goavana eo amin'ny fitsinjarana ny zavatra ilain'ny mponina Kazakhstani ny fisian'ny...
Shina: Sondro-bidy sy zaridaina an-tafontrano
Ny sondrom-bidy tao Shina dia nanosika ireo mpivarotra hitady ny metimety kokoa any Hong Kong, nefa hitondra mankany amin'ny fanjifàna maharitra ve ry zareo amin'izany?
Korea Atsimo: Fifampitifiran'ny Super-Supermarkets (Fivarotana goavambe) any anaty Twitter
Raha manao telimoka an'ireo fandraharahàna madinika ireo toeram-pivarotana goavambe, mipongatra kosa ny adihevitra mivaivay ao Korea, na io anaty aterineto na ety ivelany. Ny alin'ny 28 Oktobra, raha tao anatin'ny fandaharam-potoanan'ny Fahitalavitra lehibe iray ny fifanakalozan-dresaka mikasika ny SSM (Super SuperMarket), mpifanandrina roa goavana , ny iray misolo tena ireo...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...