Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Aogositra, 2019
Ny hetsi-panoherana ao Hong Kong imason'ny Filipiana iray mifindramonina hiasa
Miantraika tahaka ny ahoana ireny fivoriana ireny amin'ny fiainan'ny mpiasa nifindramonina? Inona ny eritreritry ry zareo momba ny fihetsiketseham-panoherana?
‘Kingston Creative’ mitondra aina vao ao distrika afovoan-tanànan'i Jamaika
Miaraka amin'ny firotsahan'ireo mpanao asa an-tsitrapo miisa 100 mahery sy vondrom-piarahamonina maherin'ny 20, omen'ny Kingston Creative aina vao ny renivohitr'i Jamaika, miaraka amin'ny tetikasany sary an-drindrina #PaintTheCity efa mandeha amin'izao fotoana izao
Sonia manan-tantara nifanaovan'ny oniversite roa momba ny fanonerana ny fanandevozana any Karaiba
Izao fifanarahana izao no manamarika fa sambany nisy toeram-pianarana britanika niala tsiny tamin'ny tombombarotra azony tamin'ny fanandevozana ary mamatotra fa afaka anaovana fanonerana ny vola sy ny loharanomboka