Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Jona, 2019
Manamarika ny kihon-dalana eo amin'ny fiarahamonina Rosiana ny fisamborana an'ilay mpanao gazety fanadihadiana Ivan Golunov
Niteraka fihetsiketseha-panohanana tsy fahita firy avy amin'ny lafin'ny sehatry ny politika Rosiana rehetra ny fisamborana an'i Golunov.