· Jona, 2017

Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Jona, 2017

Maraoka: Ny Tena Zava-misy Amin'ny Fivarotan-tena

Tranga iray ao Maraoka ny momba ny mpianatra mpivaro-tena. Bilaogera Words For Change namoaka lahatsoratra mahaliana momba ny tovovavy ambanivohitra ao Maraoka, tonga tao an-tanàna lehibe mba hianatra eny amin'ny oniversite, ary niafara tamin'ny fivarotan-tena.

30 Jona 2017

Kazakhstan: Toekarena sy bilaogy

(Fanamarihana: Lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aogositra 2009) Miresaka mikasika ireo maodelin'ny fitondrantenan'ny vahoaka ao Kazakhstan eo anivon'ny fiarahamonina ny Megakhuimyak… [ru]: Tian'ireo olona aty amin'ny Firenena an-dàlam-pandrosoana manokana ny mandany ny volany amin'ny fisehosehoana,...

29 Jona 2017

Costa Rica: Ny Fahatongavan'i Shina

Inona no dikan'ity fifandraisana ara-politika sy ara-barotra vaovao ity? Nahoana i Costa Rica no niala tamin'ny fifandraisana ara-politika 60 taona tamin'i Taiwan mba hanomboka fifandraisana vaovao amin'ny goavan'ny varotra ao Aziatika, Shina?

20 Jona 2017