Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Janoary, 2010
Karaiba: Jeritodika isam-paritra 2009
Amin'izao fankalazan'ny Global Voices ny faha-dimy taonany izao, dia izao no fotoana hanararaotina hanazavàna ny antony anaovantsika izay ataontsika sy izay fiovana vitan'ny asantsika. Araka ny namintinan'ny mpiara-miasa amiko Jillian...
Kazakhstan: Resaky ny mpitoraka blaogy momba ny firaisana fadintseranana sy ny harem-pirenena
Miady hevitra amin'izay ho azon'i Kazakhstan noho ny Fikambanana anatina fadintseranana iray hiraisany amin'i Rosia, Belarosia ary Kazakhstan, izay hanankery nanomboka tamin'ny 1 Janoary 2010 teo, ireo mpitoraka blaogy. Jeren'ny...
Emirà Arabo Mitambatra : Miara-misokatra amin'ny anjomaran'ny Twitter ny Burj Dubai
Burj Dubai avy amin'i Joi Ito – arovan'ny Creative Commons Nasandratr'i Dobayy avokoa ny fiatoana rehetra hanamarihany ny fisokafan'ny tilikambo avo indrindra manerantany dia i Burj Dubai. Tamin'ny alalan'ny feon'anjomara...
Tamberina 2009 Azia Atsimo
Nivalona hatreo ny taona 2009 ary izao no fotoana hitodihana izay nitranga tany Azia atsimo. Ao anatin'ny tamberina misy fizarana roa no ijerentsika ireo fotoan-dehibe nanamarika io taona io ho...