Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Desambra, 2018
Kolombia: Ny fandriky ny tahiry piramidaly
Kolombia: Ny fandriky ny tahiry piramidaly...ambaran'ny hafa fa tsy miteraka na mitombo ilay vola, fa raha ny marina dia volan'olonkafa ireo anjara tombombarotra, volan'ireo vao manomboka mampiasa vola
Fanavaozana avy amin'ny Tontolon'ny Blaogy Poloney (3)
Fanavaozana avy amin'ny Tontolon'ny Blaogy Poloney
Meksika: Nantenaina Hanova Zavatra ilay Ezaka Fandarohana Baomba
Na dia tsy nahatratra ny tanjony tao amin'ny Tanànan'i Meksika aza ilay daroka baomba, maro ireo bilaogera maminavina fiovàna. Misy ireo mihevitra fa hiova ireo lalàna, hamela ny fikarohana tsy misy didy sy ny fangiazana tsy ara-dalàna, ao kosa ireo mihevitra fa tsy ho azo antoka intsony ny fandehanana an-dàlambe
Rosia: “Spassibo / Misaotra!” Na Ny Tsenambarotra Firaisankina Ao Rosia

Ny "Spassibo!" dia maritsena fanaovantsoa manana ny endrika, vaovao ao Rosia, toy an'ny "tseana fiantrana", ary koa vondrona fandaharanasa sosialy mifandraika amin'ny tontolo iainana, amin'ny fiofanana ary amin'ny kolontsaina.
Libya: Eid Al – Adha 2008
Noho ny tsy fihetsehana mihitsy teo amin'ny tontolon'ny bilaogy Libyana volana vitsy lasa izay (ary mitohy hatrany) sy antsoin'ny mpamaky iray ao amin'ny bilaogin'ny Highlander hoe Aretin'ny Fanjavonana Libyana). Tsy nieritreritra aho fa hisy bilaogy marobe amin'ity Eid ity.
Ireo mponina sisa tavela ao amin'ilay tanànakely Armeniana an-dalam-pahafatesana
Economic pressures and isolation have left one of Lernagyugh's two remaining families on the verge of leaving. Nahatonga ny iray tamin'ireo fianakaviana roa sisa tavela hiala an'i Lernagyugh ny fanerena ara-toekarena sy ny fitokana-monina.
Ao Mozambika, Famatsiam-bola Sinoa Lafobe Ho An'ireo Mampiasa Azy ilay Tetezana Lava Indrindra Aty Afrika
Amina sanda 690 tapitrisa eoro, io tetezana io no tetikasa-na fotodrafitrasa tena lafobe indrindra mbola tsy fahita tao Mozambika hatramin'ny nahazoany ny fahaleovantenany tamin'ny 1975.
Vehivavy mpandraharaha namaky ny sakana tao Kashmir
"...nahazo fanehoan-kevitra miiba aho tao amin'ny media sosialy, ary misy mihitsy ny avy amin'ny vehivavy amin'izany, saingy mihevitra aho fa natao hampitombo ahy ho olona tsaratsara kokoa mankany amin'ny mpandravaka sy mpanaingo tsaratsara kokoa ny fanehoan-kevitra miiba"
Oman: Miverina tsikelikely ny fibilaoginina
Niala tamin'ny Gonu, oram-baratra tropikaly namely ny firenena tamin'ny fiandohan'ity volana ity ny sehatra fibilaogina Omaney. Niezaka nivoatra sy niresaka lohahevitra samihafa ireo bilaogera tamin'ity herinandro ity.
Masoarabo: Mahafatifaty ny vehivavy Ejypsiana
Fivarotan-tena, famorana ny vehivavy ary ny fiarahan'ny vavy samy vavy dia tsy zava-dratsy ferana ho an'ny vehivavy Ejypsiana, hoy ilay bilaogera Ejypsiana Tamr Heneh, tamin'ny taratasy misokatra ho an'ilay mpanolotra fandaharana, Dr Hala Sarhan.