· Aogositra, 2022

Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Aogositra, 2022

Afaha hanarina ny toekaren'i Filipina ve ny ‘Bongbonomics’?

  03 Aogositra 2022

"Bongbonomics: Fanjakana mandàla kokoa ny resaka tsena sy manome vahana ireo orinasa manohana ny tombontsoa manokan'ny tsy miankina; fanatsaràna ny kabary tsara lahatra ho fandreseana ny fahantràna; fanesorana ireo teritery sisa tavela mba hisian'ny fanalalahana ara-toekarena tsy mijery afa-tsy ny an'ny tena."