Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Marsa, 2008
Korian-karena : Tati-dresak'ireo mpiblaogy mikasika ny Andro Iraisam-Pirenena hoan’ny Rano
(Tsy ho nahita masoandro mihitsy ity lahatsoratra ity raha tsy nisy ny fanampian'i Paula Góes, sy i Amira Al Hussaini ary i Lova Rakotomalala. Fankasitrahana eram-po no atolotra azy ireo !) Sary nindramina tamin'i Ragesh Vasudevan Iarahana mahafantatra ho fandevonana zava-drehetra, labieran'ingahy Adam [Adam's Ale], ranom-boakazom-panjakana [government juice], sôdan'ny mahantra...
Irak tao anaty dimy taona: Nihetsika izao tontolo izao
Anio, 19 mars, no manamarika ny fahadimy taonan'ny “Ezaka ho fanafàhana an'i Irak”. “Tany amboalohany dia tetika nentina handrodànana an'i Saddam Hussein sy ” hamàrana ny ady tsy mbola miantomboka” mbola mitohy hatramin'izao ny ady ao Irakl, mampivarahontsana ny olon-tsotra maro maneran-tany. Anatin'ity lalan-dra ity, Global Voices Online no hamoaka...
Tajikistan : Ny hanoanana indray no hisolo ny hatsiaka sy ny haizina
Firenena kely i Tajikistan, fa misedra olana lehibe. Raha mbola sahirana amin'ny tsy fahampian'ny herin'aratra ny mponina, indrindra ireo eny ambanivohitra, dia efa mananontanina azy ireo sahady ny fahasahiranana hafa. Olana ara-tsakafo indray no miandry azy ireo amin'ity. Araka ny notanterin‘ny Neweurasia dia nampanantena ny Barki Tojik – hany mpamokatra...
Nizeria : Misokatra ny fivarotam-boky voalohany amin'ny alalan'ny seraseran'ny Aterineto
Timbuktu Chronicles no mitatitra momba ny fivarotam-boky voalohany amin'ny alalan'ny seraseran'ny Aterineto any Nizeria : Emmanuel Magani and Debola Omololu are the founders of Debonair Publishing, an online bookstore, a first for Nigeria […] A fully integrated online bookstore. “Emmanuel Magani sy Debola Omololu no mpamorona ny tranomboky Debonair Publishing,...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...