Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Oktobra, 2020
Mandritra ny valanaretina, antenain'i El Salvador ny hanome aina vao ny sehatry ny fizahantany ampiarahana amin'ny fanovàna endrika ny vakoka nentindrazana
"Mba hamerenana indray sy hireharehàna amin'ny maripanondroana maha-Salvadoriàna, atombotsika androany ny fandefasana ny marika El Salvador fitodian'ireo mpihazatany, nalaina avy amin'ny asakanton'i Fernando Llort."
Mahara-baovao ireo Amerikàna tsy manan-kialofana, maneho hevitra ireo Rosiàna mpampiasa aterineto
Misy olona sasantsasany tsy afaka ny hahafantatra mihitsy hoe inona no ilàn-dry zareo solosaina, ary tena tontolo hafa tanteraka ho azy ireo izany aterineto izany