· Febroary, 2008

Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Febroary, 2008

Trinite sy Tôbagô : Lozan'ny rano

  01 Febroary 2008

OpenDepth no manontany tena hoe nahoana raha tena manana traikefa amin'ny fitrandrahana ny solika ambanin'ny tany tokoa i Trinite sy Tôbagô, no dia matetika karakaina ny tolotra rano [delestazy] ? : I spent a good portion of the evening running the pump so that it can fill the water tanks […]...