Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Desambra, 2007
Madagasikara: Sarin'ny tsena Zoma
Harinjaka no indro mamoaka ny sarin'ny tsenan'Analakely fantatry ny any ivelany amin'ny anarana Zoma eto Antananarivo, Madagasikara. Jennifer Brea
Guyana : Basy sa iPods ?
Inona no lafo vidy kokoa any Guyana Basy poleta 9 mm sa fihainoana mozika MP3 ? Atolotry ny blaogy Guyana Providence Stadium miaraka amin'ny isa ny valiny. Nicholas Laughlin
Puerto Rico : Zavatra sivy ilaina
Ny mpiblaogy Gil the Genius monina any Puerto Rico dia manolotra lisitra zavatra sivy izay heveriny ho ilain'ny Puerto Rico : « Need the First: A mass transition from “politics...