Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Aogositra, 2021

Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Aogositra, 2021

Ny fomba nampiasàn'ny Haitiàna iray ny soanambo mba hiteraka fahazakàna dona taorian'ny horohorontany

"Ny hazo soanambo iray dia afaka mamokatra voankazo ampy ho ana fianakaviana iray manontolo, ary afaka velona hatramin'ny 80-100 taona, manome fahafahana manao zavatra ho an'ireo mpandraharaha ao Haiti mandritra ny taona maro ho avy.."