Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Oktobra, 2021
Ny naposaky ny Pandora Papers manerana ny firenena miteny paortiogey
Mpanao politika maro no voarohirohy tany Angola, Mozambika ary Portiogaly. Talohan'izay, tsy mbola voapaingotra tamin'ny afera maizina any ivelany ny anaran'izy ireo.
Tsikaritr'i Etiopia fa ambany kalitao ny tetikasa sy ny vokatra Shinoa
Mifanohitra amin'ny fankasitrahana ofisialy, matetika manakiana ny kalitaon'ireo tetikasa ireo sy ny vokatra sinoa amidy any Etiopia ny vahoaka Etiopiana.
Milaza ny solombavambahoaka iray avy ao Kazakhstan fa taratry ny fiainana andavanandron'ny firenena ny ‘Squid Game’
Nilaza ny mpikambana iray ao amin'ny parlemanta fa azo ampitahaina amin'ny fahantrana lalina sy ny tolona fiavotan-tena iainana andavanandro ao amin'ny firenena ny Squid Game an'ny Netfilx.
Vonona ‘handrindra ny fifandraisana’ i Tiorka sy i Armenia efa ho 30 taona aty aoriana
Efa ho telopolo taona taty aoriana, mieritreritra ny hanokatra ny sisin-taniny miaraka amin'i Armenia i Torkia. Nikatona nanomboka ny taona 1993 ny sisintany.
Fifandraisana eo amin'i Tiorkia sy Rosia: “Sarotra be”
Ny 29 Septambra, nihaona tao amin'ny tananan'i Sochi ao amin'ny Ranomasina Mainty Rosiàna ireo mpitarika ny firenena roa tonta, mba hiresaka ny ara-toekarena sy ireo fifanarahana stratejika ary ny fisian'izy ireo any amin'ireo faritra misy fifandonana.
Fifandirana ara-bola momba ny trano fonenana, fifampitifirana nahafatesana olona dimy tao Kazakhstan
Namoahan'ny fitsaràna didy ny handroahana ankohonana kazhak iray tsy nahavita nandoa ny trosany tamin'ny banky. Notifirin'ilay raim-pianakaviana ireo manampahefana notendrena hampihatra ilay fanesorana.
Fanentanana japoney hafakely amin'ny famoahana karazam-bary vaovao, ao anaty fararano indrindra
Tafiditra ao amin'ilay famoahana amin'ny fomba ofisialy ny marika vaovao manerana an'i Japan ny hiran-dokambarotra iray hafakely, ny fifaninanana sary amin'ny media sosialy, ary ny fahatsapana hitsinjovana hisian'ny "vary vaovao."