Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Kiobà : Mampiasa solosaina ve ?

Cuba-Blog no mitatitra fa manomboka ny fivarotana solosaina amin'ny olon-tsotra any Kiobà :

The recently-promised computers have now gone on sale in Havana — and surprisingly, many people are purchasing them. They still cannot access the internet, and need special permission to get an e-mail account […] The goods are there but are still beyond the reach of the vast majority of citizens.

“Efa amidy any La Havane ankehitriny ireo solosaina nampanantenaina vao efa tsy ela akory – ary mahazendana fa olomaro no indray mirohotra mividy azy ireny. Tsy mbola mahazo mampiasa ny Aterineto anefa izy ireo, satria mbola ilana fahazoan-dàlana manokana ny fanokafana adresy imailaka […] Misy azo vidiana tokoa ireo entam-barotra saingy mbola tsy takatry ny ankamaroan'ny mpanjifa.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.