Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Febroary, 2014
Antso Misokatra Hoan'ireo Mpanoratra
Mitady mpanoratra manan-kevitra ny Rising Voices! Vakio ny lahatsoratra raha te hahazo vaovao fanampiny momba ny fomba ahafahanao manampy amin'ny fanoratana bilaogy ..
Haren'ny Fiteny Arabo Hoan'ireo Mpikatroky Ny Fampitam-baovaon'ny Fiarahamonina
Tasharuk, dia tetikasa vao haingana hamondronana ny fitaovana hoan'ireo mpikatroka amin'ny fampitam-baovaon'ny fiarahamonina izay azo vakiana amin'ny teny Arabo (sy amin'ny teny anglisy).
Efitra Fandraisam-Bahiny Faharoa: Zoron'ny Tanora Ao Amin'ny Tranomboky Zavidovići
Any Bosnia sy Herzegovinia, maro ny mpianatra avy any ambanivohitra no mandeha bus isan'andro hianatra any ambonivohitra ka lany andro miandry bus ora maromaro tsy manao na inona na inona.Tsapan'ireo mpiandraikitra ny Tranombokim-Bahoaka Zavidovići izany ka nanoloran-dry zareo programa hanazarana ireo tanora ireo teknolojia vaovao.
Fiainana Ao Amin'ny Fiarahamonina Vazimba Teratany (Indizeny) Ao Paragoay
Nampiasa sary ny Tetikasa Aché Djawu / Palabra Aché handraketana ny fiainana andavan'andro sy ny tetikasa fampianarana ny fampahalalam-baovao an'olo-tsotra vaovao avy amin'ny fiarahamonina indizeny ao Paragoay.