Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Fiainana Ao Amin'ny Fiarahamonina Vazimba Teratany (Indizeny) Ao Paragoay

Nampiasa sary ho fandraketana ny kolontsaim-paritry ny vazimba teratany ao Paragoay, amin'ny alalan'ny pejy Facebook sy bilaogy ilay nahazo vatsy avy amin'ny Rising Voices, Ache djawu (voambolana Ache). Nanatontosa fitsidihana hanaovana atrikasa momba ny fampahalalam-baovao an'olo-tsotra ihany koa izahay.

Citizen Media workshop

Atrikasa momba ny fampahalalam-baovao an'olo-tsotra (sary avy amin'i Eddie Avila)

 

1546244_240778552763061_348384908_n

Atrikasa momba ny fampahalalam-baovao an'olo-tsotra (sary avy amin'i Eddie Avila)

A local demonstration with Aché Djawu

Fihetsiketsehana tao amin'ny faritra niaraka tamin'ny Aché Djawu (sary avy amin'ny mpandray anjara tamin'ny tetikasa)

 

ache indigenous workshop

Atrikasa momba ny fampahalalam-baovao an'olo-tsotra (sary avy amin'i Eddie Avila)

 

Fianakaviana Aché (sary avy amin'ny mpandray anjara tamin'ny tetikasa)

 

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.