Taratasim-baovao RV: Nampandroso vondro-tanora vaovao indizeny avy amin'ny vondrom-piarahamonina media ny Cultural Survival
Dikandahatsoratra

Ireo tanora indizeny avy amin'ny vondrom-piarahamonin'ny fampitam-baovao nahazo vatsim-pianarana 2020, sary natolotry ny Cultural Survival ary nahazoana alalana.
Naoty Rising Voices : Manolotra famintinana ireo bilaogin-dahatsoratray vao haingana momba ny lafiny rehetra amin'ny fampiatiana nomerika ny taratasim-baovaonay izay mivoaka isaky ny roa herinandro, anisan'izany ny fidirana sy ny fampiasana ireo fitaovana nomerika ary ny fomba sy ny hirika samihafa ho an'ny vondrom-piarahamonina mba handraisan'izy ireo anjara feno amin'ny Aterineto. Vakio ato raha hamaky ireo lahatsoratra teo aloha ho an'ity vaovao ity.
Taona fahatelo, nanohy ny fanohanany ny tanora indizeny amin'ny fisoloan-tena ny feon'ireo vondrom-piarahamonin'izy ireo amin'ny alàlan'ny vatsim-pianarana ho an'ny tanora indizeny avy amin'ny vondrom-piarahamonin'ny fampitam-baovao ny Cultural Survival. Nambara tamin'ny fiandohan'ny volana lasa teo ny andiany 2020 tamin'ireo nahazo vatsim-pianarana!
Tanora mpitarika indizeny, 16 ka hatramin'ny 26 taona, avy any Ekoadaoro, Nepal, Kolombia, Meksika, Pero ary Shily ry zareo. Azonao atao ny mitopy maso ny momba azy ireo sy ny momba ny tetikasan'izy ireo tsirairay manokana ato [en].
Raha araka ny hevitrao, ho tahaka ny ahoana ny “Taranaka Manaraka amin'ny Aterineto”? Manaiky ny idealin'ny Aterineto Misokatra azo itokisana izay hanajana ny fiainantsika manokana ve ianao? Miangavy anao mba hisoratra anarana ao amin'ny NGI Zero PET Fund sy ny Discovery Fund, raha heverinao fa mety hanampy amin'ny fanatanterahana izany idealy izany ny hevitrao. Fisoratana anarana farany: 1 Febroary 2020 amin'ny mitataovovonana (CET)
Mpandray anjara amin'ny fampielezam-baovao ao amin'ny vondrom-piarahamona indizeny ve ianao ary mitady ny fomba hampiroboroboana maharitra ny onjam-peon'ny vondrom-piarahamonina misy anao? Mety maniry ny hangataka vatsim-pianarana Fampitam-baovaom-Pokonolona Indizeny an'ny Cultural Survival ianao, fandaharam-pianarana handraisana anjara sy mavitrika hanampy anao hanatanterahana izany fikasana izany. Jereo eto raha mila ny antsipiriany momba ny fangatahana sy ny fepetra takiana. Fisoratana anarana farany: 15 Febroary 2020
HIRIKA | VATSIM-PIANARANA
Tanora mpandraharaha ve ianao ary mikasa ny hanomboka ny fiharianao ara-tsosialy manokana ? ” Mila fanampiana kely ihany indraindray ny fanovana an'izao tontolo izao,” hoy ny Yunus&Youth, ekipa ahitana tanora matihanina manerantany izay nanolo-tena hanampy anao amin'ny fikasanao lehibe. Jereo azafady ny zavatra atolotry ny Vatsim-pianarana Yunus&Youth 2020 ary misorata anarana ato. Farany fisoratana anarana: 16 Febroary 2020 amin'ny 11:59 hariva (EST)
FANAZARANA
Manolotra ny atrikasa Augmented Reality (Zava-misy Nakarina) ho an'ireo izay liana momba ny Augmented Reality sy ny fomba ahafahany manampy ny asa famoronan'ny vondrom-piarahamonina teratany ny IM4 Media Lab. Manasa ny mpandray anjara indizeny izy ireo hanatrika izany maimaim-poana. Azafady misoratra anarana eto raha mahaliana anao izany. Daty: 1 Febroary, 2020 / Toerana: Vancouver, BC, Canada
FITAOVANA & LOHARANO
Tao anatin'ny ezaka fiaraha-miasa hampiroboroboana ny fianarana fahaizana torohay sy fampitam-baovao dia niara-niasa tamin'ny famolavolana ny torolàlana mitondra ny lohateny hoe ” Mampianatra sy Mianatra amin'ny Twitter ” (PDF) ny @TwitterForGood sy ny @UNESCO. Manantena izahay fa ilain'ny mpamaky anay izany!
FIKAROHANA
Tamin'ny volana Oktobra, namoaka ny tatitr'izy ireo ny Tatitry ny Fahamoram-bidy 2019 ( PDF) ny fikambanana ho an'ny Aterineto mora na Alliance for Affordable Internet (A4AI) izay nahita fa sakana lehibe amin'ny fidirana mora amin'ny aterineto ny “tsy fisian'ny fifaninanana”. Tao anatin'io tatitra io ihany koa no nizaran'ny A4AI hevitra ny fomba mety hihetsehan'ny governemanta mba hanampiana hisian'ny fifandraisana manan-danja sy mora ho an'ny rehetra. Amin'ny fanolorana avy amin'ny webinar, azafady jereo ato.
VAKITENY, FIHAINOANA, ary FIJERENA FANAMPINY
- Mampiasa Bluetooth ny sehatry ny asa fanaovan-gazetin'olon-tsotra mba hanomezana vaovao ho an'ny tananakely tsy mahazo fampitam-baovao any India amin'ny alàlan'ny IJNet
- Songadina MozFest 2019 ao amin'ny Mozilla
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Mikatona ny famoahana hevitra
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 7 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...