Lahatsoratra farany an'i Andriamifidisoa Zo tamin'ny Mey, 2012
Hong Kong: Ampangain'ny Evanjelisitra Ho Mamery Ny Tanora i Lady Gaga
Mitety an'i Azia mitondra ny antontan-kira ‘Born this Way Ball’ amin'izao fotoana izao ilay mpanoratra hira sy mpihira Amerikana Lady Gaga. Efa voapetraka ho amin'ny 2 mey sy 7 mey 2012 ny fampisehoana hotontosaina any Hong Kong. Nametraka adihevitra tao amin'ny fiarahamonina tao an-toerana ny vondrona evanjelisitra iray manohitra ny fahatongavany...
Etazonia: Miverina Indray Occupy Wall Street Na Bodoy Wall Street
Maro ny olona no mifanontany amin'ny ho avin'ny Occupy Wall Street na Bodoy Wall Street taorian'ny nanesorana an-dry zareo tao amin'ny Zuccotti Park sy ny faharatsian'ny andro tsy ahafahan'ny mpibodo hilasy eny ivelany tamin'ny ririnina teo.
Fanamarihana Ny Voalohany Mey Manerana Ny Tontolo Arabo
Ekena ho andro tsy iasana ny May Day [Andron'ny Mey] na Fetin'ny Asa na Andro Iraisampirenena Ho an'ny Mpiasa any amin'ny firenena Arabo maro, ary manao fivoriana na fihetsiketsehana ny sendikà sy ny antoko maro hanomezam-boninahitra ny anjara toeran'ny mpiasa sy ho fitakiana ny zon'ny mpiasa. Nanambara ny Vaomieram-Pirenena Tetezamita ao...