Iran: Nihaika an'i Ahmadinejad indray ny mpianatra

Mpianatra anjatony avy ao amin'ny Anjerimanontolon'i Shahid Beheshti ao Teheran no nanohitra ny fitsidihan'ny filoha iraniana Mahmoud Ahmadinejad tao amin'ny Anjerimanontolony ny 10 mey teo. Nihiaka tigetra manohitra azy tahaka ny “mahalalà menatra ry mpanao jadona” sy ny hoe “Avelao ho afaka ny Anjerimanontolo.”

Notafihin'ny mpitandro ny filaminana sy ny vondron-kery Basij ny mpianatra:

Hita taratra fa isaky ny mitsidika Anjerimanontolo ny filoha Iraniana dia anjatony ny mpianatra no milahatra hanohitra azy. Vavolombelon'ny tantara toy izany izahay tamin'ny herinandro tao Teheran:

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.