· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Novambra, 2018

Ny Mombamomban'ny Tontolon'ny Blaogy Toniziana

  18 Novambra 2018

Ny tontolon'ny blaogy Toniziana angamba no isan'ireo tontolon'ny blaogy mavitrika sy mitombo haingana indrindra ao amin'ny tontolo Arabo. Amin'izao fotoana izao, ahitana blaogy 70 mavitrika ao amin'izany, tantanan'ny Toniziana any Tonizia, Frantsa, Kanada, Etazonia, Arabia Saodita ary Romania.

MENA: Brrrrrrrrrrrrrr…Mangatsiaka

  17 Novambra 2018

Brrrr ... Mangatsiaka be eto Afovoany Atsinanana no hafatra nirongatra tamin'ny bilaogy vao haingana. Ity famintinana izay nolazain'ireo bilaogera sasany momba ny hatsiaka ao amin'ny faritra, ao amin'ny toerana mafana sy indraindray mibaliaka masoandro manerantany.

Masoarabo: Taombaovao miavaka!

  17 Novambra 2018

Ny Taombaovao no fotoana handinihana ny lasa sy hamolavolana drafitra vaovao ho an'ny ho avy. Inona no lazain'ireo bialogera avy amin'ny tontolo Arabo satria manao veloma farany ny taona 2007 izao tontolo izao ary handray ny taona 2008?

Bilaogy Libyana: Ny herinandro faran'ny taona 2006

  17 Novambra 2018

Ny lohahevitra fototra nanjaka tamin'ny bilaogy Libyana nandritra ity herinandro farany ity dia ny taona vaovao, ny Krismasy sy ny Eid, ary i Khadijater manoratra momba ny fankalazana ny Eid Al Adha sy ny fampiasana sary ho fanazavana.

Akon'ny tontolon'ny bilaogy Toniziana – Aog 2005

  17 Novambra 2018

Manoratra (amin'ny teny Frantsay) momba ny fanakona-masoandro (eclipse solaire) hitranga ao Tonizia amin'ny 3 Oktobra i Adib, izay saiky ho fanakona-masoandro tanteraka 98%. Tsara jerena indrindra avy eny an-tanàna atsimon'i Douz, vavahady ho an'ny Sahara Toniziana izany. Misy ny fetibe fanakona-masoandro ho atao any an-tanàna oasis atsimo any Tamerza.

Ny malaza ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Toniziana -okt 2005

  17 Novambra 2018

Hatem manoratra momba ny volana masin'ny Ramadany sy ny fomba nanadinoan'ny olona sasany ny momba izany, manao izany ho volana ho an'ny sakafo. Heveriny fa tokony hiverina ao amin'ny Korany izy ireo mba hampahatsiahivana ny soa rehetra amin'ity volana ity.