· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana tamin'ny Novambra, 2018

Al Jinane: Mampanjaka ny fahalalaham-pitenenana ao Maraoka

  21 Novambra 2018

Mandritra ny herinandro vitsy manaraka, hanolotra ny mombamomba ireo bilaogera voafantina ho an'ny loka weblog avy amin'ny Reporters Sans Frontières izahay. Ity famantarana ity dia anisan'ireo andian-tantara. Tsidiho azafady ny pejy fandahatsaham-bato RSF  ary fidio izay bilaogy ankafizinao. Avy amin'ny tonian-dahatsoratra namanao

Britney Spears Miozolomana?

  20 Novambra 2018

Satria tsy ampy ny tabataban'ny media manodidina azy, ny vaovao farany dia hoe mihevitra hivadika ho Silamo i Britney Spears mba hanambady ilay sakaizany paparazzo teratany Pakistana, Adnan Ghalib. Niresaka momba izany ireo bialogera Afovoany Atsinanana sy Afrikana Avaratra.

Manoratra i Tiorkia… Desambra 2005

  19 Novambra 2018

...tsy dia misy zavatra be tamin'ity herinandro ity...izay somary mahagaga, fa ny zavatra iray mikasika ny Tontolon'ny Blaogy dia ny hoe mandroso mihemotra ny adihevitra...

Manoratra i Tiorkia…(Janoary 2006)

  19 Novambra 2018

Mitondra fahafatesana iray vokatry ny gripam-borona tao Tiorkia ny herinandro voalohany amin'ny taona vaovao. Nitatitra ny Erkan's Field Diary fa hita tany amin'ny toerana an-drenivohitra sy ambanivohitra ny trangana gripa azo avy amin'ny vorona, vaovao izay mandà ny mety hisian'ny fifandraisana amin'ny Kiorda izay resahin'ny Amerikan Turk.

Manoratra i Tiorkia…..

  19 Novambra 2018

Manoratra i Tiorkia..... Lohahevitra maro indray no noresahin'ireo blaogera teo anivon'ny tontolon'ny blaogy Tiorka tamin'ity indray mitoraka ity.

Syria: Maneho hevitra amin'ny fanidiana an'i Gaza ny bilaogera

  19 Novambra 2018

Mbola manohy amin'ny fanaovana fahirano tanteraka ilay tehezan-tany i Isiraely, mihalatsaka ambany dia ambany ny toerana mahaolona. Ary raha mihovitrovitra amin'ny toetrandro tsy fahita firy ny ao Afovoany Atsinanana, dia tsy misy solika hanafanana na havadika herinjiro ny Gazaita.