Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Desambra, 2017
Maraoka: Ahoana Ny Fomba Hanehoana Tsara Kokoa Ny Firenenao
Manoloana ny fitomboan'ny lazan'ny blaogy mahatonga ny adihevitra momba ny fomba hanehoana ny firenenao. Maro ami'ireo bilaogy amin'ny fiteny Anglisy any Maraoka no nosoratan'ny vahiny, izay miantso ny firenena ho tranony. Ny hafa kosa nosoratan'ny Maraokana, izay maro amin'izy ireo no monina any ivelany.
Fantaro Ny Tontolon'ny Bilaogy Qatari
Namaritra ny fanjakana Qatar bitika kanefa manankarena ho "Firenena kely be fitiavana" ny mpitsangatsangana. Na dia famaritana tsy manam-paharoa aza izany dia mbola maro amin'ireo ao amin'ny faritra no mieritreritra an'i Qatar ho toy ny "firenena bitika manam-bava " satria manohana ara-bola sy mampiantrano ny AlJazeera izy.
Maraoka: Fiteny, Lahatsary Mozika, ary ny Fikarakarana “Hymen”
Niresaka lohahevitra samihafa ny tontolon'ny bilaogy Maraokana, tahaka ny fanamboarana indray ny hymen, ny lahatsary mozika Arabo.
Tontolo Arabo: Saribakoly Manao Saron-doha Voahenjika Tao Tonizia
Saribakoly Barbie amin'ny endriny Silamo Arabo i Fulla. Misaron-doha izy ary tena fitafy nentim-paharazana Silamo no itafiany. Tsy faly noho izany anefa ny bilaogera Ejiptiana Ahmed Shokeir ka nanenjika fatratra sy nanaisotra ity saribakoly ity teny amin'ireo toeram-pivarotana.
Pakistana: Ao Quetta, Mandresy Ireo Sakàna Sosialy Ny Fisian'ny Toeram-pisakafoanana Iray Izay Vehivavy Daholo No Mitantana Azy
"Taona maro lasa izay, voafetra ho anatin'ireo rindrina efatra ny fiainan'ireo vehivavy tao an-tanànan'i Hazara, saingy tapitra izany manomboka izao."