Taiwan: Nofinofy toy inona no andrasantsika amin'ny Lalao Ôlaimpika?
Raha mikarakara ny Lalao âlaimpika 2008 i Sina dia nilaza hoe “tontolo iray, nofinofy iray, inona no andrasantsika amin'io nofonofy io?
Nazavain'i Schumann ny niavian'ny afo Ôlaimpika:
古代希臘人在奧運舉辦前,會按宗教儀式,在奧林匹亞宙斯神廟前的祭壇上點燃火種, […]火炬手高舉火炬,一邊奔跑,一邊呼喊:停止一切戰爭,參加運動會。
火炬傳到哪,哪的戰火就熄滅了。[…]人們忘記了仇恨,忘記了戰爭,都奔向奧林匹亞參加奧林匹克運動會。
久而久之,火炬這個本來用來傳遞信號的工具,便成了和平、光明與友誼的象征.Mialoha ny Lalao Ôlaimpika taloha dia nandrehitra afo teo anoloan'ny Tempolin'i Zeus l'Olympien ny mponina Grika fahiny. […] Ilay mitondra ny afo dia mihazakazaka no sady miantsoantso hoe: ‘ atsaharo ny ady fa ‘ndeha hilalao!’ Tamin'ny toerana rehetra nolalovan'ny afo, nitsahatra ny ady. […] Namonjy ny Lalao Ôlaimpika daholo ireo mponina Grika fahiny, adinony ny fifankahalàna sy ny ady. Vokany, ny afo, izay fitaovana nampiasaina handefasana hafatra, nanjary mariky ny fandriampahalemana, fahazavana sy firahalahiana.
Na izany aza, dia hoy i Schumann,
原本具有神聖意義的奧運聖火,卻被中國搞得像過街老鼠,
中國, 污辱了聖火.Nitsoriadriaka namakivaky làlana maro toy ny voalavo ity afo Ôlaimpika ity mba hialàna amin'ireo tsy mpankasitraka. Imasom-bahoaka ny tsiny atoraka ny afo Ôlaimpika ataon'ny governemanta Sinoa.
Maro irao Taiwanais niady hevitra raha toa ka tokony hanaovana ankivy ity afo Ôlaimpika ity noho ny governemantan'i Sina tompon-daka amin?ny fanaovana tsinontsinona ny zon'olombelona. AW dia miresaka ny tanjon'ny governemantan'i Sina amin'ny fikarakarana ity Lalao âlaimpika ity:
舉辦奧運變成了中共向全世界展示其「合法性」[…]當奧運場上人們盡情歡呼的時候,在中共黑暗的監獄裡,可能良心犯們正在被折磨得痛苦的呻吟;當西方政要在開幕式上給予中共足夠面子用來貼金的時候,中共正下定決心一定要把共產黨獨裁專制永遠延續下去。
Ny Antoko communiste sinoa mihevitra ny haneho hibaribary fa hoe mamim-bahoaka izy (manana tanjaka) amin?ny fikarakaràna ny Lalao Ôlaimpika. […] Raha mirefodrefotra ny tehak'ireo olona any an-kianja, ireo mpiaro ny zon'olombelona kosa mety mbola mijalijaly any am-ponja rehetra any. Raha maneho fankasitrahana ho an'ny governemantan'i Sina amin'ny fanatrehana ny lanonam-panokafana ireo mpitarika ara-pôlitika tandrefana, dia hikokotra mafy hitantana an'i Sina mandrakizay ny Antoko Communiste eto Sina.
Door and window no manontany izay sahy handray andraikitra hahamatroka ny afo Ôlaimpika?
世界各國的領袖…..才是讓聖火蒙塵的主因…..
平日以民主自傲的國家那去了???
以自由為榮的國家哪去了???
自稱世界警察的傢伙呢….是癱瘓了嗎???
也好….讓全世界看清楚….
道德的糖衣….在強權面前….全都瓦解殆盡….Ireo mpitondra firenena rehetra no tokony handray andraikitra hahamatroka ny afo Ôlaimpika.
Aiza ireo firenena mirehareha ho demôkratika?
Aiza ireo firenena mirehareha ho miaina anaty fahalalàhana?
Aiza ireo firenena nantsoina ho mpandamina izao tontolo izao? Sa nalemy tsy afa-mihetsika intsony izy ireo?
Tsara loatra. Hitantsika izao hoe mihena ireo fiarovana ara-moraly mamin-dry zareo manoloana ny fitondrana tsy refesi-mandidy.
Zendana i doctor61 amin'ny fomba fitohizan'ny fitondrana sy fifindrafindran'ny afo Ôlaimpika:
一個國家辦奧運,搞到要動員海外學生華人保護聖火,甚至由中國主動派安全人員出國保護,實在也是創舉了。
Voalohany teo amin'ny tantaran'ny firenena mampiantrano ny Lalao Ôlaimpika izao no nilàna fanetsehana ireo teratany Sinoa monina any am-pitandranomasina sy ireo “mpiaro mahatoky” mba “hiaro” ny afo Ôlaimpika.
Etsy andaniny, maro no gaga nanoloana ny fitakian'ireo olona manohana an'i Tibet hanaovana ankivy ny afo Ôlaimpika. Nanamarika i forumvisitor,
圖博人在海外的人數應該沒台灣人數多,可是他們能爭取到的國際友人的聲援能量, 我自己覺得真的很驚人。我覺得我們要好好學習, 至少要盡量幫忙保護這個可能的盟友。
Zendana aho mahita ny fanohanana avy any ivelany azon'ireo Tibetana, indrindra fa tsy dia maro loatra noho ny Sinoa ny Tibetana monina any am-pitandranomasina. Mieritreritra aho fa tokony hianatra ireo Tibetana ireo isika ary hiaro ireo namana ireo.
Manohana ny ankivy i Door and window:
奧運聖火的繞境…幾天看下來…
真的有不少感慨…..
中國鎮壓西藏的當時….抵制聖火的言論根本聽不到…..
新加坡甚至….變相支持…挖勒…
但….幸好正義沒有完全消失….
支持人權的民眾站出來之後….
各國也紛紛表態不參加開幕式…..
唉…..人民若不以行動發聲…..就真的沒聲音了……Nisento aho nanaraka ny fitondrana sy fifindrafindran'ny afo nandritry ny andro maro. Raha namoritra an'i Tibet ny governemantan'i Sina, tsy mba nandre zavatra mikasika ny fanaovana ankivy ny afo Ôlaimpika izahay.
I Singapour aza dia nanohana ny asan'ny governemantan'i Sina. Sento.
Na izany aza, tsy ho very akory ny rariny (ny fahamarinana).
Taorian'ny tohana maro be avy amin'ny olona mpiaro ny zon'olombelona, maro ireo mpitarika (mpitondra) nilaza fa tsy hanatrika ny lanonana hanokafana ny Lalao Ôlaimpika.
Sento. Raha tsy manandra-peo toy izao ataontsika izao isika, dia tsy hisy hiteny.
mobobeijing2008 nihevitra fa tokony ho niombon-kevitra amin'ny fanaovana ankivy koa i Taiwan:
台灣長期遭受中國武力的威嚇[…]在2008北京奧運舉辦之前,大家應掌握這個關鍵時刻,共同參與跨國界的抵制行動[…]呼籲中國,不應「右手舉聖火、左手抓飛彈」[…]而應該公開承諾,放棄以武力解 決台灣問題。
I Taiwan dia efa norahonan'ny tafika avy any Sina. […] Fotoana tokony hararaotintsika izao hiarahana amin”ity hetsika efa tsy voafetran'ny sisintany ho fanaovana ankivy ity […] sy hangatahana ny governemantan'i Sina tsy handray ny afo Ôlaimpika amin?ny tànana havanana nefa hitondra bala-afomanga amin'ny tànana havia. […] Tokony hanome toky ny governemantan'i Sina fa tsy hampiasa ny tafika ho famahàna ny olana any Taiwan.
Nony lasa lalina ity resaka fanaovana ankizy ity any Sina, nikorapaka nanentana ny olona ny governemantan'i Sina mba tsy hanafangaro ny resaka pôlitika sy ny lalao (atletisma). Na izany aza, tsy nisy nanoina ity antso ity.
Hoy i johnnio,
中國過去有幾年都因為政治問題不參加奧運,現在反而喊很大聲,要政治歸政治,體育歸體育。中國人的雙重標準果然博大精深 。
Tany aloha tany dia tsy nanatrika Lalao Ôlaimpika i Sina noho ny olana pôlitika, nefa ankehitriny dia izy indray no miteny amintsika mba tsy hanafangaro ny resaka pôlitika sy ny lalao (atletisma). Mahay ny atsy sy mahay ny aroa ka saro-takarina.
Hoy i no justice,
政治歸政治? 那台灣要加入世界衛生組織, 非政治機構, 他們在哭夭什麼?
Pôlitika ve ny pôlitika? Raha naniry ny hiditra amin'ny Fiombonam-be Iraisam-pirenena Momba ny Fahasalamana i Taiwan, izay tsy fikambanam-be ara-pôlitika, nahoana no nosakanan-dry zareo isika?
Ny fanaovana ankivy ny Lalao Ôlaimpika – Beijing 2008 dia tsy olana pôlitika fotsiny. Mikasika indrindra koa izy io ny amin'ny fanirian'ny olon-drehetra maneran-tany mba hifampizara sy hifanakalo.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...