Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Oktobra, 2017

Tantara mikasika ny Tontolo_iainana tamin'ny Oktobra, 2017

Iran: Manao Fanentanana Hiarovana An'i Isfahan Ireo Mpiaro Ny Tontolo Iainana

Mampiasa fitaovana fampahalalam-baovao antserasera mba hiarovana ireo tsangambato ara-kolontsaina isan-karazany toy ny The Si-o-se Pol or "33 Pol" (tetezana misy andohalambon-tetezana (arches) 33), ravaka ara-javakanto iray ao afovoan-tanàna manatantara ao Isfahan (Esfahan) Iran ireo Iraniana mpiaro tontolo iainana.

India : Ireo Mafàna Fo Ambaniana Manadio An'i Mombai

"...Te-hanontany ity fitondrana ity aho, moa ve ny fahadiovan'ny làlana ihany no tena zava-dehibe ? Ahoana ny amin'ireo olona izay manao izany asa izany ?”

Milentika Anaty Fotaka Hatreny An-tenda Ireo Tantsaha Ao Rajasthan India Hanoherana Ny Fakana Tany Ankeriny

"Tsy mangataka tombontsoa na mitaky fiantrana ireo tantsaha , fa mitaky ny tena zony marina izy ireo."

Naato Indray Ny Asan'ny Orinasa Mpamokatra Herinaratra Mandeha Amin'ny Rano, Belo Monte Ao Brezila

Roa taona lasa izay, nomena fahazoan-dalana hiasa ny Tohodranon'i Belo Monte ao amin'ny faritra avaratry Parà any Brezila ary ao anatin'ny dingana farany amin'ny fananganana. Na izany aza, mbola miatrika fiampangàna fa manitsakitsaka ny zo ara-tsosialy sy ara-tontolo iainana ity orinasa mpamokatra herinaratra amin'ny alalan'ny rano ity.

Mampametra-panontaniana Ilay Fifanarahana Ara-Bola 20 Lavitrisa Dolara Amerikana Nifanaovan'i Shina Sy Ginea

"Miroaroa saina ny gineana ary marina ny azy! Satria tsy mivadika ho fanatsaràna ny fiainany andavanandro izany"

Pascua Lama, Shily: Famindràna Vongan-dranomandry Telo

Ankoatra izay, tsy misy ny fiarovana ireo harena voajanahary raha araka ny faritan'ity famintinan'ny Atina Chile (Es) ilay tetikasa misy idiran'ny velarantany 24 hektara hanisahana ireo vongandranomandry telo samihafa ity. Mitondra rano ho an'ny lohasahan'i Huasco ireo vongandranomandry.

I ‘Neny Gaia’, Hosodoko Nataonà Maleziana Mpanakanto Mba Hiantsoana Fiarovana ny Tontolo Iainana Sy Ny Zon'ny Vehivavy

" Ao anatin'ireo andiany "Neny GAIA", entina maneho ny fomba fameloman'i Neny Tany antsika, famahanany sy fanomezany antsika izay ilaintsika, ny fampinonoana.."

Blaogera Tamouls: Fambolena, Teatra An-dalambe Ary Ankizy

'Nanaiky ny fanamby i Bernard Clark ary tao anatin'ny dimy taona monja dia voavadiny ho lasa paradisa ilay sombin-tany'.