Tantara mikasika ny Toekarena sy Fandraharahàna tamin'ny Janoary, 2008
Kenya : “Tapakila fanampiana” hoan'ireo tra-boina
Afromusing no mizara momba ny “tapakila fanampiana” hoan'ireo tra-boina any Kenya: Mamamikes’ donation page is now live. When you click on the homepage, you now have an option to purchase...
Meksika: nakatona ny bar ela niasana indrindra
Nanakatom-baravarana vao tsy ela izay ny trano fisotroana “rano mafana” na zava-pisotro mahamamo ela niainana indrindra eto Meksika ary mety ho manerana an'i Amerika latinina aza hoy Philippe Seaz ao amin'ny...
Dôminika : Izay lazaiko atao, fa tsy izay ataoko
Mampahatsiahy antsika i Steve's Dominica As our Government takes a step closer to turning Dominica into an oil refinery for Hugo Chavez, it's worth remembering what they said in 2006...
Tantara Sovietika : Fartsovhchiki
Window on Eurasia indray no mamintina ny boky vaovao momba ny Sovietika fartsovshchiki: “ Niroborobo tokoa ny ‘fartsovka’ nandritra ny taompolo 1970 sy 1980 ka heverin’i Vasil’yev fa misy tarika...
Japana : tsy hividy fiara vaovao aho
Ny siosion-dresaka an-dalambe no milaza fa mitotongana ny toe-karena Japoney, ary ny fihisatry ny varotra fiarakodia no antony lehibe miteraka izany. Iza no omentsiny ? Ny ankizy, hoy ny sasany,...
India: Ny nampisehoana ny fiara Tata Nano
Nampisy tabataba tamin’ny tontolom-bolongana ihany ny nampisehoana ny Tata Nano, fiaramadinika vaovao aranty ao amin’ny New Delhi Auto Expo (rantin’ny fiara amidy eto New Delhi). Amidy 100,000 Rs (eo ho...
Ejipta: Entana Shinoa
Efa fantatrao ny toekarenan’ny Repoblika Entim-bahoakan’ny Shina, iray amin’ny toekarena mivelatra indrindra eto ambonin’ny tany. Tsy atao mahagaga ny fahitana entana Shinoa eny an-tsena eto Ejipta noho ny fitomboan-karena Shinoa...
Letonia: Raharaha maizin’ny olom-pirenena rosiana
Marginalia no mitatitra: “Raharaha maizina mahavàka iray hafa indray mahatafiditra an’i Letonia – dia ny fivarotana pasipaoro eo ho eo amin’ny zato ho ana mpanankarembe izay olom-pirenena Rosiana ny ankamaroany...
Dôminika, Venezoelà : Raikitra ve ny varotra ?
Apparently Hugo Chavez announced today that construction will begin soon on the oil refinery here “Toa hoe nambaran'ny (filoham-pirenena Venezoelana) Hugo Chavez androany fa hanomboka aty tsy ho ela (intony) ny...
Taiwan: Ny vidin’ny anana
Nihena hatramin’ny atsasa-bidiny ny vidin’ny anana any Taiwan hatramin’ny nisokafan’ny tsenan’ny tantsaha. Hoy ny filazan’i PipperL mitantara ny fidinam-bidin’entana mampahory ny tantsaha any (zh)