Zimbaboe : Ny x1000 sy ny x1'000'000

Noktula no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe izay dikan'ny x1000 sy ny x1'000'000 any Zimbaboe :

“x1000 and x1,000,000 everyone in Zim will know what this means. It appears on signs everywhere on cash registers, scales and invoices. What this means is that you take the amount displayed or recorded and multiply by one thousand (add three zeros) or one million (add six zeros) and that’s the figure you pay.

however, resolve how the computer systems will cope […] Like for example, in the business where I work the maximum data field in the accounting programme is 999,999,999,999.99 , so anything above that has to be divided into lots not exceeding that amount. They are then referenced accordingly and processed by multiple line entry.

“Tsy misy izay tsy mahafantatra ny dikan'ny x1000 sy ny x1'000'000 izay monina any Zimba [Zimbaboe]. Hitanao ombieny ombieny amin'ireny toerana famdoavam-bola, sy ireny rosia fitakiam-bola ireny. Izany hoe raisinao izay tonom-bola vosoratra na asehon'ireo milina dia ampitomboinao avo arivo heny (ampio aotra telo aoriany) na iray tapitrisa (ampio aotra enina aoriany) dia izay no vola takiana mba haloanao.”
anefa ahoana no vaha-olana azahoana mampiditra ireo isa ireo amin'ny solosaina […] Ohatra iray, any amin'ny orinasa izay misy ahy, dia ny isa 999'999'999'999,99 no lehibe indrindra eken'ny rafikajin'ny ny fitantanam-bola, izany hoe izay isa rehetra mihoatra io isa io dia mila zaraina ho toko maromaro tsy mihoatra io isa io aloha. Avy eo dia soratana tsirairay ary torak'izany koa ny fombafomba fikajiana samihafa mikasika ireny isa ireny.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.