Septambra, 2017

Tantara tamin'ny Septambra, 2017

Manoratra I Torkia…

... momba ny baolina kitra no resaka amin'ity herinandro ity, na hoe nampiana bilaogy Tiorka miisa 2 tato amin'ny lisitra tamin'ity herinandro ity izay mifantoka amin'io lohahevitra io. Mahafinaritra ny mahita ireo bilaogy natokana ho an'ny fanatanjahantena misandratra tahaka ireo izay miavaka sy mahaliana....

Ny Tontolon'ny Bilaogy Libaney Tamin'ity Herinandro Ity: Mama, Dada sy Andriamanitra

Na dia mitohy aza ny fifandirana ao amin'ny Fihaonambem-pirenena, nanohy momba ireo zavatra maro samihafa tafiditra amin'izany ny teny Anglisy amin'ny tontolon'ny bilaogy Libaney. Ur Shalim nanamarika ny fitoviana misy eo amin'ny ady an-trano Libaney sy ny Irakiana,  Across The Bay and Beirut To The Beltway indray niditra tamin'ny antsipiriany isan-karazany.

FOKO: Ny Faha 50 Taonan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara

Rising Voices  28 Septambra 2017

Manakaiky ny faha 50 taona nahazoan'i Madagasikara ny fahaleovantenany amin'ity taona ity. Ho fanamarihana ny fandrosoan'ny firenena, niantsafa tamin'ireo zokiolona roa avy eto Madagasikara momba ny endriky Madagasikara rehefa afaka 50 taona taorian'ny fahaleovantenany i Patrick .