Tantara misongadina tamin'ny Avrily 2008
Tantara tamin'ny Avrily, 2008
Mozambika : Ireo tsy an'asa sy ny andraikitry ny governemanta
Basilio Muhate no manapariaka izay feheviny izay fototry ny maha-avo ny tahan'ireo tsy an'asa sy izay andraikitry ny governemanta manoloana izany any Mozambika : A Burocracia também é a causa de muitos problemas ligados ao mercado de trabalho pois granded parte das decisões não são coerentes e reais com a...
Hong Kong sy Shina : Peta-drindrina 5 ho fanoherana ny lalao Olaimpika any Beijing
Peta-drindrina 5 mivoy fanoherana ny lalao Olaimpika no nikoriana ara-imailaka sy Twitter tanivon'ny namana : 1. Olympic workers; 2. Olympic silencing; 3. Olympics and June 4; 4. Olympic GFW; 5. Olympic erection. 1. Mpiasa nanorina ireo kianja Olaimpika; 2. Famehezam-bava Olaimpika; 3. Lalao Olaimpika sy ny 4 Jona (kianja Tian'anmen); 4. Famefena Olaimpika;...
Pôlôna : Vazivazy mikasika ireo andry mitondra toro-làlana
Polandian no manolotra izay dikan'ireo andry mitondra toro-làlana any Pôlôna : Polish drivers have a rather relaxed attitude to traffic laws. It may be necessary to provide an interpretation of some of the more common road signs for visitors […] All road signs should be taken with a pinch of...
Laos : Iva ny taham-piadanana
Apocalypse Lao no manamarika fa eo amin'ny saritanin'ny taham-piadanana hoan'izao tontolo izao dia iva ny taham-piadanana tandrify an'i Laos : Lao people are usually very friendly and hospitable. You see a lot of smiles, and especially a lot of enthusiasm from children towards foreigners. But there’s more to happiness than...
Ethiopia : Mpihira kalaza tohanan'ny mpiblaogy nohon'ny fisamborana azy
Nirongatra ny hanohana ny mpihira Teddy Afro izay kalaza indrindra any aminy ireo mpiblaogy Ethiopiana, taorian'ny nampiakarana azy fampanoavana nohon'ny fahafatesan'ny zatovo iray izay voadonan'ny fiarakodia izay nandositra tany an-drenivohitra Addis-Abeba. Ny ankamaroan'ireo mpiblaogy dia mihevitra fa nararaotin'ny fitondrana hiampangana an'i Afro fotsiny izany, nohon'ny fankahalany ny halehiben'ny lazany sy ireo tononkirany izay...
Zimbaboe : Hampian'i Malawi ve ny famotsorana ireo fitaovam-piadiana hoan'i Zimbaboe ?
Hope no velom-panontaniana ao amin'ny blaogy This is Zimbaboe raha Hampian'i Malawi ve ny famotsorana ireo fitaovam-piadiana hoan'i Zimbaboe ? : The Nyasa Times has this report today and it seems a lot more plausible to me than yesterday’s Hollywood-style information regarding Venezula… Malawi government has sent a top three man national...
Rosìa : Moasko sy New York
Two-Zero no manome ny heviny hoe tsy i Moasko velively no : the new New York. “New York vaovao.”
Kôrea Atsimo : Seoul notafihin'ireo “Shinoa ratsy kely”
One free Korea [Kôrea tokana sady mahaleotena] no manapariaka ny fijeriny ny hetsik'ireo mpanohana ny afo Olaimpika Shinoa hoy toy ny firongatr'ireo The Ugly Chinese. “Shinoa ratsy kely”.
Guyana : Vidin'ny vary
Rice is the new pearl, “Ny vary no perla vaovao” araky ny nambaran'i Guyana-Gyal raha manomboka hita ny vokadratsin'ny fidangan'ny vidin-tsakafo.
Angôla : Lalàna mikasika ny fitaovam-piadiana
Cazimar no manapariaka ao amin'ny blaogy África Minha [Ny Afrikako] mikasika ny vaovao izay manambara fa nahazo alàlana ny hiantsona any Luanda mba hametraka “entana” hoan’ Angôla ny sambo Shinoa An Yue Jiang [izay mitondra koa ireo fitaovam-piadiana saika hoan'i Zimbaboe]. Anontanian'ity mpiblaogy ity izay antony ilàn'ny filoham-pirenena Angôlana José...