Aogositra, 2017

Tantara tamin'ny Aogositra, 2017

Però: Fanavakavahana eny amoron-dranomasina

  31 Aogositra 2017

Milaza ny olona fa tsy misy maharatsy ny miasa, fa tsy misy asa tokony hahamenatra izany. Toa mitombona izany, nefa toa tsy ny rehetra no mieritreritra toy io. Tato ho ato, nanjary fanta-daza noho ny fanavakavahana sy ny fanaovana anjorombala ireo "mpiasa an-trano" i Asia, torapasika iray ao atsimon'i Lima, ao Però.

Népal: Ny Fandringanana Tao Gaur

  31 Aogositra 2017

Milaza ny Maoista fa tsy ry zareo no nanomboka ny adin'i Gaur ( ary ny ekipan'ireo mafàna fo mpiaro zon'olombelona dia nilaza fa ireo mpanao heloka bevava matianina no nanatanteraka ilay fandringanana)