Jona, 2020

Tantara tamin'ny Jona, 2020

Jona 2020, iray volan'ny #BLM ao Japàna

  29 Jona 2020

Ny volana Jona, nitranga tany aminà tanàna isankarazany manerana an'i Japàna ireo famoriambahoaka "Black Lives Matter", tafiditra ho isan'ny fanehoana firaisankina erantany miaraka amin'ireo mpanao hetsipanoherana ao Etazonia sy any amin'ireo firenena hafa.

Ny tetikasa “Rising Frames”

Rising Voices  26 Jona 2020

Hampiharana ny fitaovana sy ny fahaizana amin'ny famakafakana angondrakitra ka hatramin'ny olan'ny fanehoana sy ny vondrom-piarahamonina voahilikilika ity sehatra fanadihadiana ity. Nanomboka ny Lohataona 2017 ity fiaraha-miasa miaraka amin'ny NewsFrames ity – tetikasa mampiasa angondrakitra hitrandrahana ny fiantraikan'ny fomba “fametrahan-joro” na ny famolavolana ny fitantaram-baovao amin'ny fomba fijerin'izao tontolo izao....