Tantara misongadina tamin'ny Aogositra 2019
Tantara tamin'ny Aogositra, 2019
Any amin'ireo toerana fisavana eny amin'ny sisintany, savain'i Shina ny findain'ny Hongkongiana mba hitadiavana sary sy resaka mikasika fanoherana
Anatrehan'ireo fisavana eny amin'ny sisintany, mandray tetika teknolojika vaovao ireo mpanao fihetsiketsehana ao Hong Kong mba hanalefahana ny zava-doza mety hitranga.
Ny fahafatesan'i Osama Bin Laden
Fafana votoaty Lahatsoratra nasongadina tato amin'ny Global Voices- Ny nahafatesan'i Osama Bin Laden Loharano: Twitter - Ahitana ny farangoteny lehibe Tamin'ny 2 Mey 2011 no nanaovana tatitra voalohany momba ny fahafatesan'i Osama Bin Laden. Novonoin'ny Tafika manokana avy any Etazonia tao Abbottabad, Pakistana izy. Izy no mpanorina ny tambajotra al-Qaeda, izay...
Kony 2012
Fanondroam-pejy Lahatsoratra manasongadina an'i Joseph Kony 2012 ato amin'ny Global Voices Rohy Toroina Loharanom-baovao Videos Lahatsary Twitter – Anisan'izany ny fahana mivantana Niteraka tadio an-tserasera ny lahatsary sy fanentanana natao hampahafantarana ho “malaza” an'i Joseph Kony, ilay mpitarika mpanao ady anaty akata Ongadey sady jiolahin'ady karohana ho fanohanana ny fisamborana azy ka...
Manontany ireo bilaogera Ejyptiana hoe: NAHOANA?
Toa ny ankamaroan'ny lahatsoratra avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Ejipsiana no miezaka mitady valiny amin'ireo nahoana sy ahoana marobe ao an-dohan'izy ireo.
Nahazo aingam-panahy tamin'ny lalan'i Baltika 1989, nanao ny rojon'olombelona ny mpanao fihetsiketsehan'i Hong Kong hitakiana ny fahafahana sy ny demaokrasia
"Nanavatsava fotoana sy toerana ny fahazavan'ny fahafahana. Tena mamirapiratra. #StandwithHongKong #BalticWay [Miaramijoro amin'i Hong Kong, Lalan'i Baltika]"
Taorian'ny fihetsiketsehana roa herinandro maninjitra, manery ny governora hiala ny Pôrtô Rikana
Ny sekreteran'ny Fitsarana, Wanda Vázquez no ho governora vehivavy faharoa
Fantaro i Adaobi Anukwu, ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter-n'ny @DigiAfricanLang amin'ny 21-27 Aogositra
Fantaro bebe kokoa ny mikasika an'i Adaobi Anukwu, ilay mpampiantranon'ny kaonty Twitter-ny @DigiAfricanLang mandritra ny 21-27 Aogositra 2019. Hizara ny fomba fijeriny ny fiteny Igbo izy.
Fantaro i Bill Cook, ilay mpampiantrano ny kaonty Twitter an'ny @NativeLangsTech ho an'ny 4-10 Jolay
Fantaro bebe kokoa ny mikasika an'i Bill Cook, ilay mpampiantranon'ny kaonty Twitter-n'ny @NativeLangsTech mandritra ny 4-10 Jolay 2019. Hizara ny fomba fijeriny mikasika ny teny Rock Cree izy.
Vaovao faran'ny Lingua : Jolay 2019
Atolotry ny mpitantana ny Lingua anareo ny teoteotry ny Lingua - Jolay 2019
Ireo ankizy tsy manana taratasy ara-dalàna ao Iran
"Hita amin'ny tantaran'ny Repoblika Islamika ny fanavakavaham-poko sy ny antokom-pinoana vitsy an'isa ka toa niniana natao ny tsy fisian'ny fotodrafitrasa, ny tsy firaharahiana ara-toekarena ary ny halalin'ny fahantrana..."