Tantara misongadina tamin'ny Janoary 2021
Tantara tamin'ny Janoary, 2021
Drafitr'i Googla hametraka Cloud any Arabia Saodita, “zavadoza” hoy ireo vondrona mpiaro zo nomerika
"Miaraka amin'ny angondrakitra tahiriziny ao Arabia Saodita, kely ny zoro hahafahan'ny Google sy Snap hanohitra izay fangatahan'ny governemanta Saodiana hahazo ny torohay manokanan'ireo mpampiasa tambajotra"
Nahazo loka ara-kolontsaina lehibe ny Foibe ara-kolontsaina Fendika ao Addis Ababa
Tamin'ny volana desambra ny foibe ara-kolontsaina Fendika nahazo ny Loka Prince Claus ho fankatoavana ny asa tsy mitsahatra ao amin'ny kolontsaina sy fampandrosoana ao Addis Ababa, Ethiopia.
Nandresy tamin'ny safidin'ny olona tamin'ny loka Beazley Designs ny ‘Andohalambom-biriky’ nataon'ny mpanao fihetsiketsehan'i Hong Kong
Rafitra bitika nampiasain'ny mpanao fihetsiketsehana ao Hong Kong ho barazy hampihena ny hafainganam-pandehan'ny fiaran'ny polisy ny biriky mahazatra.
Hetsi-panoherana manoloana ny setriny ataon'i Nepal amin'ny ady amin'ny COVID-19 ataon'ny tanoralahy iray
Natsangan'i Iih, Nepaley mpikatroka, ny hetsika ara-piarahamonina iray, ary nandeha 167 km izy hanintonana ny fifantohana amin'ny tsy fetezan'ny setriny ataon'i Nepal manoloana ny valan'aretina -- sy nanampy ireo izay niantraikàny mafy.
Ny 29 Janoary, miaraha mivantana aminay amin'ny ‘The Milk Tea Alliance: Tolona iraisan'i Thailand, Taiwan sy Hong Kong hisian'ny demaokrasia’
Tongava hiaraka aminay ao anatin'ny adihevitra iray mavitribitrika momba ny fiantraikan'ny hetsika iraisan'ny firenena roa na vitsivitsy, itambaran'ireo firenena ao Azia mitolona hisian'ny demaokrasia
Tonga ao Trinidad & Tobago ilay sosona COVID-19 avy any amin'ny Fanjakana Mitambatra
Fitiliana antsoina hoe "genome sequencing testing" teo ambany fitarihan'ny Oniversiten'ny Antilles no nahatiliana ity karazana vaovao ity
Mandraisa anjara
Miankina amin'ny vondrom-piarahamoninay ny herinay. Mitondrà fiovana amin'ny fifanakalozan-kevitra manerantany amin'ny alalan'ny fanatevenan-daharana ny ekipanay ho mpandray anjara na mpandika teny an-tsitrapo. Raha fikambanana ianao dia manasa anao hiditra ho mpiara-miombon'antoka amin'ny Global Voices . Mpanoratra Manana mpanoratra mpilatsaka an-tsitrapo an-jatony izahay manao tatitra any amin'ny firenena miisa 160 mahery...
Nahomby ny ‘Diaben'ny Aurat’ nokarakarain'ny vehivavy tany Pakistan na dia teo aza ny fandrahonana
Tamin'ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy, vehivavy, olona niova fananahana, ankizy ary lehilahy an'arivony maro no nandray anjara tamin'ny Diabe Aurat fanao isan-taona tany amin'ireo tanàndehibe Pakistaney samihafa mba hanasongadinana ny zava-tsarotra iainan'ny vehivavy.
Mpianatra voasambotra tany Balochistan noho ny fitakiana ny fahazoana miditra amin'ny aterineto
Nanaovana herisetra, novelesina kibay ary nosamborina tao Quetta, Balochistan ny mpianatra maromaro noho ny fihetsiketsehana manohitra ny tsy fisian'ny aterineto taorian'ny niovan'ny fampianaran'izy ireo ho ampitain-davitra vokatry ny fepetran'ny COVID-19.
Ny andraikitra tànan'i Khattab Hamad amin'ny famahàna ny olan'ny tsy fahampian'ny vaovao an-tambajotra mahakasika an'i Sodàna
"Tsy nahita votoaty ampy momba an'i Sodana izay nanome ahy ny aingampanahy hanampy an'i Mohamed hampita ireo olana atiny misy ao Sodana ho fantatr'izao tontolo izao."