Tantara tamin'ny Mey, 2008
Tonizia : Firenena faha-47 “anjakan'ny fandriama-pahalemana indrindra”
zizou from Djerba no mitatitra fa laharana faha-47 amin'ireo firenena “anjakan'ny fandriama-pahalemana indrindra” manerana izao tontolo izao i Tonizia, araky ny filaharana napariaky ny Global Peace Index: La Tunisie est...
Kôngô (RDK) : Fihaonambe mikasika ny sarimihetsika Eorôpeana sy ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin-tsakafo
Tsy mahagaga an'i Du Cabiau a Kinshasa raha tsy rototra akory ireo mpijery manoloana izay tsy fahatanterahana nandritra ny Fihaonambe mikasika ny sarimihetsika Eorôpeana [festival du film européen] notanterahina tany...
Egypta : Fampijaliana azo ekena ihany
Zendana ny mpiblaogy Egyptiana Mostafa raha nahatsikaritra taorian'ny fanadihadiana notanterahiny anivon'ny mpiray dia ao amin'ny vohikala Facebook, fa misy ireo namany izay mihevitra fa azo ekena ihany ny fampijaliana atao ny olona iray, mba hanongotana an-tery izay...
Shina : Fisaonana tao Tiananmen ireo maty sy niharam-boina nohon'ny horohorontany
hk1183 no manapariaka andiantsary maro nalaina tany amin'ny kianja malalaky Tiananmen, nandritra ny hetsika “3 minitram-pahanginana” ho fisaonana ireo maty sy fiaraha-miory amin'ireo niharam-boina nohon'ny horohorontany nitranga tany amin'ny faritry Sichuan,...
Bahrain : “Fahirano” atao ireo teratany Bangladeshy
Taorian'ny nitrangan'ny loza andro vitsy izay, izay namonoan'olona ity teratany Bahrainy iray nohon'ny fandavany handoa ireo fanampin-karama 500 fils (1.3 USD) izay notakian'ity Mekanisiana teratany Bangladeshy iray tamin'ny asa notanterahiny,...
Afrika Atsimo : Iza no homen-tsiny amin'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra ?
Oluniyi David Ajao dia mihevitra fa ny governemanta no tompon'andraikitra voalohany amin'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any Afrika Atsimo : No one hates foreigners like South Africans do....
Ethiopia : Ny tantaram-piainan'i Kedir Mohammed
Ensent no mitantara ny fiainan'itompokolahy Kedir Mohammed, miaramilan'ny fivoizana ny zon'olombelona izay vao nodimandry tany Ethiopia : Even as a refugee, Kedir never ended his activism and the struggle for...
Kôngô (RDK) : Fitsarana manao mizàna tsindrian'ila ny fisamborana an'i Bemba
Siasa Duni no mizara izay fomba fijeriny ny fisamborana an'ingahy Jean-Pierre Bemba, mpitarika ny antoko mpanohitra any Kôngô (RDK) : Congolese opposition leader Jean-Pierre Bemba was arrested in Brussels on...
Malawi : Nogiazana tsy mahazo mivoaka tao an-tranony ny filoham-pirenena taloha
Ho tohin'ilay raharaha “fanomana fanonganana” ny filoham-pirenena izay nisamborana olo maro tany Malawi notaterina teto dia re indray izao fa napetraky ny mpitandro ny filaminana ambany figiazana tsy mahazo mivoaka...
Zimbaboe/Afrika Atsimo : Mijoroà hoan'i Zimbaboe
Sokwanele no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe ireo andian-tsary nalaina nandritra ny filaharana natao mba hanohanana an'i Zimbaboe, izay notanterahina tany Pretoria, any Afrika Atsimo : These images were...